Tantara tamin'ny 02 Avrily 2012
Brezila: “Kilombos”, Tantaran'Andevo Mampifandray Kaontinanta Telo
Anatin'ity lahatsoratra ity, isika dia hitsangantsangana hitety ny lasa anaty kaontinanta telo miaraka amin'ny 'Kilombos', fanadihadiana iray navoaka tamin'ny Martsa tao Portiogaly, izay "mitondra antsika hamakivaky ireo lovantsofin'ny fitantaràna am-bava ny fiaviana Afrikana ananan'ireo vondrom-piarahamonina Quilombo, mampiseho ny fifanenan'ireny fiaviana ireny amin'ny fomba aman-kolontsain'ny vanim-potoana".
Rosia: Mba Hampangarahara Kokoa Ny Fampiasàn'ny Irak'i Etazonia Ny Twitter
Michael McFaul, Masoivohon'i Etazonia (US) any Rosia, nampiasa ny kaonty Twitterany tamin'ny fiandohan'ity herinandro ity mba hanehoany ny ahiahiny fa voahitsakitsaka ny arofenitra diplomatika rehefa nahita ny fandaharam-potoanany nivoaka tany amin'ny...