‘Mujeres Construyendo': Fampivoarana Ny Vehivavy, Bilaogy Iray Amin'ny Fotoana Iray
“Una bloguera es, ante todo, una mujer valiente, que se atreve y se compromete. ¿Por qué? Porque a través de su blog se expresa, dice lo que piensa, siente, lo que es. Si tiene miedo de hablar o darle cuerpo a sus ideas, enfrenta ese miedo y lo supera.”
- “¿Quién es una bloguera?”, Mujeres Construyendo
Voalohany indrindra sy alohan'ny zavatra rehetra, ny vehivavy mpibilaogy, dia vehivavy iray mahery fo, sahy sy tena mandray ny andraikiny. Nahoana? Satria amin'ny alalan'ny bilaoginy izy dia afaka maneho ny heviny, milaza ny ao an-tsainy, izay tsapany, ny maha-izy azy. Raha toa izy matahotra hiteny na hametraka ny heviny, atrehany io tahotra io ary ezahany hihoarana.
- “¿Quién es una bloguera?” [es] (Iza moa ny vehivavy mpibilaogy?), Mujeres Construyendo
Saika ny antsasaky ny mpampiasa aterineto ao Amerika Latina dia ny vehivavy no mameno azy. Kanefa, na dia mibahan-toerana betsaka eo amin'ny habaky ny aterineto aza ry zareo, dia tsy manao afa-tsy ny manjifa votoaty no tena ataony. Mujeres Construyendo [es], ilay sehatra voalohany ho an'ny vehivavy mpibilaogy amin'ny teny Espaniola, dia maniry ny hanova ny vehivavy miteny Espaniola ho lasa mpamorona, fa tsy hitoetra fotsiny ho mpanjifa izay votoaty hita amin'ny aterineto.
Ny mpanangana azy io, Claudia Calvin, dia namaly fanontaniana vitsivitsy mikasika io sehatra io sy ny vondrom-piarahamonin'ireo vehivavy bilaogera miteny Espaniola.
Global Voices: Tamin'ny fomba ahoana ary oviana no noforonina ny Mujeres Construyendo ?
Claudia Calvin: Mujeres Construyendo surge como proyecto en el 2008, después de un tiempo de haberme hecho bloguera. Su origen se encuentra principalmente en mis andares por internet y después de descubrir una realidad que llamó profundamente mi atención: que las mujeres de habla hispana que participamos en internet seguimos transmitiendo en este espacio una creencia profundamente arraigada en nuestra cultura. ¿Cuál es? Aquella que nos inculcaron de niñas y en la que nos decían que “calladitas nos veíamos más bonitas”. Descubrí que nuestra participación como blogueras era muy distinta a la participación de las blogueras estadounidenses: ellas en la actualidad representan casi un 60% de los blogueros en su país y las blogueras en internet de habla hispana representamos un escaso 27%. Cuando inicié Mujeres Construyendo, la cifra era más desalentadora aún: 15%.
Busqué afanosamente un espacio de convergencia de mujeres blogueras, un espacio que no fuese un directorio, sino un lugar de convivencia, una comunidad como tal. Al no encontrarla, decidí hacerla, y así es como surge Mujeres Construyendo.
Hablé con unos amigos desarrolladores y lograron darle vida a esta idea que tenía en mi mente. La plataforma Mujeres Construyendo surge como tal en el 2009.
Claudia Calvin: Teraka tany amin'ny 2008 tany ny Mujeres Construyendo, taorian'ny vanim-potoana naha-bilaogera ny tenako ihany koa. Teraka tamin'ny fahalinako mitetitety ny habaka aterineto sy mikaroka zava-baovao izay mahasarika ny saiko izy io : ireo vehivavy miteny Espaniola mandray anjara eto amin'ny aterineto dia manohy mampita faharesen-dahatra mifàka lalina ao anatin'ny kolontsainay. Inona izany? Ny faharesen-dahatra novolena tao anatinay hatramin'ny fony naha-zaza anay, ny fihevitra hoe “Arakaraky ny hanginantsika, vao mainka koa isika tsara tarehy”. Hitako fa ny fandraisanay anjara amin'ny maha-bilaogera dia samihafa mihitsy amin'ny maha-vehivavy Amerikana. Izy ireo amin'izao fotoana no manome ny 60% amin'ireo bilaogera ao amin'ny fireneny ary ireo vehivavy bilaogera amin'ny teny Espaniola tsy manome afa-tsy ny 27%. Fony nanomboka ny Mujeres Construyendo aho, somary tsy namparisika ihany ny tarehimarika … 15%.
Nikatsaka fatratra toerana iray hahafahan'ireo vehivavy bilaogera mihaona aho, habaka iray tsy toy ny vatasarihana, fa kosa toerana iray iaraha-mipetraka, vondrom-piarahamonina iray, tahaka ny hatrizay. Rehefa tsy nahita mihitsy aho, dia nanapa-kevitra ny hanangana, ary izay no niteraka ny Mujeres Construyendo.
Niresaka tamin'ireo namana mahay ny famoronana aho ary dia ry zareo no niketrika nitondra ny hevitra narosoko ho tonga tena izy. Ary velona noho izany ny Mujeres Construyendo tamin'ny 2009.
GV: Inona no tanjon'ny Mujeres Construyendo? Inona no tiany ho tratrarina miaraka amin'ity sehatra fitorahan'ny vehivavy bilaogy ity?
CC: El objetivo de Mujeres Construyendo es que las mujeres aprendamos a hacer uso de las nuevas tecnologías y las herramientas que brinda internet para empoderarnos, crecer, desarrollarnos. Los blogs son una herramienta de empoderamiento para nosotras: nos permite comunicar lo que hacemos, pensamos, visualizamos y participar en un diálogo central en el nuevo espacio público, que es internet.
Hemos participado más como observadoras y consumidoras de contenido que como proveedoras y en este espacio vacío se está perdiendo una enorme oportunidad para construir una realidad que refleje nuestros intereses y manera de entender y participar en el mundo, tanto en el ámbito de lo social, como lo político y empresarial, y ni qué decir de lo personal y familiar.
Las mujeres vivimos muchos tipos de marginación en el mundo, no necesitamos sumar una más a las existentes: la digital.
CC: Ny tanjon'ny Mujeres Construyendo dia ny mba hahafahan'ny vehivavy mianatra mampiasa ny teknolojia vaovao sy ireo fitaovana izay atolotry ny aterineto mba ho hery manosika, hitomboana sy hivelarana. Fitaovana mandrisika ho anay ny bilaogy – ahafahanay mampita ny zavatra ataonay izy ireny, izay saininay, izay hitanay. Ireny dia mamela anay ho afaka mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra anaty sehatra natao ho an'ny daholobe, ny aterineto.
Ao anatiny kokoa izahay amin'ny maha-mpanara-maso sady mpanjifa votoaty mitaha amin'ny hoe mpanome tolotra. Tena takona tany ambadiky ny fahafahana manangana ny tena izy isika, izay maneho ny tombontsoantsika sy ny fomba hifankahafantarana ary handraisana anjara eto anivon'ny tontolo, amin'ny lafiny sosialy, hatramin'ny lafiny ara-politika sy fandraharahana, tsy lazaina intsony ny momba ny tena manokana sy ny ara-pianakaviana.
Miatrika karazana fanilikilihana maro ny vehivavy ao anaty fiarahamonina, tsy mila ampiantsika ny fanilikilihama azy eo anivon'ny tontolo dizitaly ireo rehetra efa misy ireo.
GV: Fa maninona no manana lanja be ho an'ny vehivavy ny fananany bilaogy?
CC: Como mencionaba anteriormente, los blogs son una herramienta de empoderamiento en la medida en que posibilitan que las mujeres puedan comunicarse, expresar, proponer y dialogar en internet y con ello contribuir a la definición y construcción de una realidad que refleje sus intereses y visión. Las voces de mujeres en la blogósfera son importantes porque son el reflejo de la mitad de los habitantes del planeta y en el medida en que sean actores sociales, políticos, voten, consuman, tomen decisiones y vivan de manera cotidiana los diversos contextos de su entorno (desde violencia, hasta crisis económicas, pasando por desastres naturales o guerras) su voz es importante. Son actores de la vida cotidiana y su visión y mirada cuentan, valen, reflejan una circunstancia. Su silencio resulta -sin que ellas mismas los sepan- cómplices de realidades sexistas o que marginan y en la medida en que paulatinamente vayan apareciendo y expresando su voz…irá cambiando el entorno. El silencio jamás ha sido socio del empoderamiento.
GV: Firy izao no vehivavy manana bilaogy ao amin'ny Mujeres Construyendo?
CC: La comunidad de Mujeres Construyendo está constituida por la plataforma Mujeres Construyendo (www.mujeresconstruyendo.com) y las redes sociales a través de las cuáles se conecta su comunidad. La suma de personas conectadas a esta propuesta y a este espacio suma hoy cerca de 9 mil personas.
GV: Inona no endrikendriky ny vehivavy mibilaogy ao amin'ny Mujeres Construyendo?
CC: Cabe decir que participan hombres y mujeres en nuestra plataforma. Somos un espacio incluyente y consideramos que no se puede hablar de equidad partiendo de un principio de exclusión, por ello, las voces masculinas son bien recibidas. La mayoría, estamos hablando de más del 96%, son mujeres. Su perfil es principalmente urbano, de entre 25 y 45 años, en su mayoría de México, España, Argentina, Venezuela y Estados Unidos. Quiero destacar a una de nuestras blogueras más activas, y que inclusive ha sido entrevistada en televisión: Bertha, una extraordinaria mujer de 82 años que nos enseña que no hay edad para seguir aprendiendo y que las herramientas digitales son poderosas y permiten a las personas seguirle dando sentido a su vida.
GV: Inona no hoentin'ny 2012 ho an'ny Mujeres Construyendo?
CC: Empezamos el año con el pie derecho, estrenando nueva casa y nuestro nuevo sitio nos permite interactuar mejor, conocernos y convivir de manera más cercana. Detrás de esto hay trabajo y compromiso y queremos consolidarnos como un espacio central para que las mujeres participen, tengan voz y con ello contribuir con nuestro grano de arena no sólo a su empoderamiento, sino al fortalecimiento de la democracia. Queremos incrementar el número de blogueras participando y vinculadas a nuestra comunidad, estamos trabajando en ofrecer herramientas a las blogueras que les permitan fortalecer su presencia y cumplir sus objetivos, sean estos personales, familiares, profesionales. Detrás de este trabajo hay alianzas y proyectos que podrán ver en un futuro muy cercano y del que con gusto les platicaremos en su momento.
Muchas gracias por su interés en conocernos y ojalá a través de Global Voices más mujeres se animen a sumar su voz a nuestra comunidad. Juntas podemos hacer una diferencia.
CC: Amim-pahavononana tanteraka no hanombohanay ny taona. Ny fanokafana ny trano vaovao sy ny tranonkala vaovaonay dia hahafahanay mifampikasoka, mifankahalala tsirairay avy sy miara-miaina amin'ny fomba akaikikaiky kokoa. Ao ambadik'io dia misy asa sy fanoloran-tena ary tianay hohamafisina anaty habaka iray mba hahafahan'ireo vehivavy izay mandray anjara ho afaka mamoaka ny feony izay itondrany ny kely avy aminy, tsy hoe ho an'ny fampivelarana azy ireo manokana fotsiny , fa koa ho fanomezana hery ny demaokrasia. Tianao hampitomboina ny isan'ireo vehivavy bilaogera mandray anjara ao anatiny sy mifandray amin'ny vondrom-piarahamoninay ka noho izany no iasanay manome fitaovana ireo vehivavy bilaogera izay hahafahan-dry zareo manamafy ny fisiany sy manatratra ny tanjony, na io momba ny tenany manokana, na ny ankohonana, na momba ny asa. Ao an-damosin'io asa io dia misy fifamatorana sy tetikasa izay ho hita ato anatin'ny fotoana fohy, ho resahantsika ato ho ato ny mikasika azy rehefa tonga ny fotoana.
Misaotra betsaka anareo liana te-hahafantatra ny momba anay ary manantena indrindra fa amin'ny alalan'ny Global Voices dia ho be ny vehivavy no harisika hitondra ny feony ho ao amin'ny vondrom-piarahamoninay. Isika miaraka no afaka hitondra fiovàna.
Claudia koa dia bilaogera [es] ary mpandefa bitsika amin'ny solonanarana @LaClau [es]. Azonao arahana ny Mujeres Construyendo ao amin'ny Facebook [es], Twitter, [es] YouTube [es], ary LinkedIn [es].
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 11 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 123 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 128 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...