Tamin'ny 22 Marsa 2012, firenena 24 no nifidy ny tolo-kevitr'i Etazonia tao amin'ny Sampan'ny Firenena Mikambana Misahana ny Zon'Olombelona nandritra ny fivoriana miresaka momba an'i Sri Lanka ary mandrisika ny fitondrana hametraka ny hafatra avy amin'ny Lessons Learned and Reconciliation Commission (LLRC) [Vaomieran'ny Lesona Nianarana sy ny Fampihavanana] sy hanao famotorana amin'ny fomba azo itokisana ihany koa ny fisian'ny lazaina fa fanitsakitsahana ny zon'olombelona ,nitranga nandritra ny ady an-trano naharitra dia naharitra nifanaovana tamin'ny LTTE misy ny Tigra Tamola mpitaky ny fizakan-tena.
Notoherin'i Sri Lanka fatratra ny drafi-pandaminana tamin'ny voalohany indrindra ary nanandratra ny feony ny mpiserasera.
Dr. Dayan Jayatilleka ao amin'ny Groundviews milaza ny tolo-kevitr'i Etazonia ho toy ny lainga be:
One of the rankest untruths in the public domain today is that the US resolution is innocuous and unobjectionable because it only seeks to commit the government of Sri Lanka to implement its own LLRC report within a reasonable time frame.
Naneho ny heviny tany amin'ny lahatsoratra hafa i Kalana Senaratne:
There is more ‘arrogance’ and ‘insensitivity’ than ‘concern’ written all over the haste with which the US is demanding the Sri Lankan Government to produce a ‘comprehensive action plan’ as regards the implementation of the LLRC’s recommendations.
Na izany aza, mieritreritra ihany koa i Kalana fa mila mandini-tena amin'ny fireharehany ny governemanta Sri Lankey:
What is astounding in much of what the Sri Lankan Government is doing is that it acts as if there is absolutely no link between a country’s domestic policies and its foreign policy. That is a fundamental mistake.
Nirehitra tamin'ny mpanohitra Sri Lankey, ny Tamola any ampielezana azy ny mpiaro ny zon'olombelona sasany ny fahatezeran'ny nasionalista Sri Lankey satria nanohana ny fanapahan-kevitra izy ireo. Tsy maintsy namoaka fanambarana manazava ny heviny ny mpikatroka Sunila Abeysekara, Nimalka Fernando ary ny Dr. Paikiasothy Saravanamuttu.
Nanadihady ny drafim-pandaminana i Indrajit Samarajiva ary naneho ny heviny:
The logic here (in the UNHRC) and in too many places seems to be that the war was bad because Sri Lanka shouldn’t win. The effect of negotiating or fighting demurely with the LTTE would have been the continuation of the LTTE, which Prabhakaran literally continued until all his human shields escaped and he died.
In many ways, this type of resolution is a continuation of Prabhakaran’s terrorism, what I call Prabhakaran’s Play – using Tamil people as a human shield to reflect blame on the government of Sri Lanka and get international support to weaken them, and preserve his hide. It’s working, just years too late for the hide preservation.
Nanohy ny bilaogera taoriana:
Real reconciliation doesn’t come from the UNHRC, or even the government. There is no punishment that leads to positivity. There is no one you can put in jail to make our problems go away. Reconciliation has to come from the people of Sri Lanka, and it is coming.
Ary inona ny dikan'ny drafi-pandaminana ho an'i Sri Lanka? Indrajit milaza izany any amin'ny lahatsoratra hafa:
Honestly, it’s like the international community is giving Sri Lanka homework where the answer is actually wrong. It’s not cool.