Tahaka ireo Arabo nanohitra ny mpitondra mpanao didy jadona tany aminy avy dia manana faniriana sy fanantenam-piainana aorian'ny fionganan'ny mpano didy jadona ao aminy antsoina hoe Bashar Al Assad ny Syriana. Mifampizara ny nofinofiny ny Syriana amin'ny fampiasana tenifototra #WhenAssadFalls
Ho an'ilay Syriana Kareem Lailah, izao ny nofiny manokana:
@KareemLailah: #WhenAssadFalls I'll be able to see my beloved mother again.
Zainab te-hahita ny tsiky misoritra amin'ny endriky ny ankizy:
@_Zazo_: #whenassadfalls i want to take a toy for every child of the martyrs children! maybe it will make them smile for 1 minute only #syria
Ary the 47th te-hamaly faty amin'ireo mpitari-pivavahana, ampangaina ho mampizarazara ny Syriana:
@THE_47th: #WhenAssadFalls I'll be after religious figures.. No one is getting away
Mandritra izany fotoana izany, manatsatoka antsy ny fanampenam-bava Syriana sy ny fanaraha-maso ny aterineto i Syrian Freedom. Mitaraina izy:
@SooriMadsoos: So #WhenAssadFalls who will control #Syria the Facebook activists, the LCC, the FSA, or the foreign opposition???
Miahiahy i Abu Hatem:
@abuhatem: #WhenAssadFalls huge major problems are going to arise in transition harder than Tunisia, Libya, Egypt combined.
Ary i Mishael Shamsi mampahatsiahy antsika [ar]:
@Mishael_Shamsi: Ho lasa [tantara] taloha i Bashar, voaompa any amin'ny boky tantara