Mozambika: Ny Rindrin'ny Vahoaka ao Maputo
Tamin'ny fotoana nahitanay tsy an-kiato ny firoborobon'ny teknolojia vaovao izay manamora ny fifandraisana sy ny fampahalalam-baovao, toy ny smartphone, tablets, Twitter ary ny Facebook, ao Maputo, renivohitr'i Mozambika, niroborobo ihany koa ny Rindrin'ny vahoaka: ny rindrina lehibe ao ivelan'ny tranobe misy ny gazety Jornal@Verdade, izay afaka ametrahan'ny vahoaka hafatra sy hanairana mivantana ireo mpitondra fahefana ambony.
Sambany nisy fombam-pifandraisana tahaka izany, izay hita amin'ny maha-tsotra azy ny fahombiazany sy ny fahafaha-miditra aminy. Amin’ ny endriny hafa kosa, toy ny “rindrin'ny Facebook tsy mila aterineto” tena izy izany, araka ny voalaza ao amin'ny bilaogin’ Menina do Javali:
Ny nahatonga izany hevitra hoe rindrina izany dia ny hamoronana sehatra maharitra sy tsy mila aterineto ho an'ny mpamaky mba hijery izany (mora) sy haneho hevitra ihany koa (tsotra).
Arak'izany, ny tsaoka ihany no fitaovana tokana ilain'ny olom-pirenena mba hanehoany ny fitakiany ampahibe-maso sy tazan'olon-drehetra, na fitakiana momba ny fampianarana izany, na fahasalamana, na fandriampahalemana, na fitakiana hafa miantefa any amin'ny manampahefana na ny mpitondra mpanao politika. Amin'izany fomba izany, mitombo ny zon'ny olom-pirenena hanao fitakiana sy fangatahana malalaka
- Rindrin'ny Vahoaka – Maputo. Sary tao amin'ny bilaogin'i Menina do Javali (nahazoana alalana)
Avy amin'ny tetikasa “Before I Die” (alohan'ny hahafatesako) noforonon'i Candy Chang ny hevitra, izay napetraka voalohany tao New Orleans (ao Etazonia), ary efa nahazo ny fanohanana iraisam-pirenena sy efa niparitaka manerana ny tanàna maro manerana izao tontolo izao. Fiovan'ny rindrindra mankany amin'ny rindrina goavana ahitana fehezanteny hoe “Alohan'ny hahafatesako_____” naverina tsy ankiato, ary nofenoin'ny olona izay mandray anjara amin'izany, amin'ny fizarana ny fanantenany sy ny nofinofiny eo amin'ny toerana natokana ho an'ny daholobe.
Natomboka tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny 20 Janoary ny Rindrin'ny Vahoaka ao Maputo, ary efa afaka idirana sahady: amin'ny alalan'ny aterineto, azo arahina ao amin'ny Cidadão Repórter (Olom-pirenena Mizara Vaovao) ao amin'ny gazety an-tserasera ireo hafatra marobe nisy nanoratra tao. Fanampin'izany, nokilasiana sy nalamina manokana araka ny toerany sy ny datiny mihitsy ny lohahevitra nosoratana, ka hanamora ny fizahana azy izany any aoriana.
Lohahevitra iray miverimberina matetika eo amin'ny sehatry ny olom-pirenena Mpitati-vaovao ny kolikoly. Tao amin'ny rindrin'ny vahoaka, olom-pirenena iray nandefa ny hafany ho an'ny manam-pahefana
Polícia de transito, parem com a corrupcao. Assim, o nosso país ira desenvolver. Como vamos progredir se tiram-nos o pouco que ganhamos no suor do dia a dia.
Maro koa ireo maneho ny ahiahiny momba ny olana ara-pampianarana, toy ilay hetra vaovao nampihena ny karaman'ny mpampianatra ho famenoana ny fikarakarana ny antokon'ny kongresy FRELIMO [Mozambique Liberation Front], eo koa ny fepetra iainan'ny ankizy any ampianarana, na ny tsy fisian'ny fitaovam-pampianarana any an-tsekoly [amin'ny portiogey -ny rohy rehetra]:
Disse o magnanimo 1o Presidente da Republica que: Façamos da escola um lugar para o povo tomar o poder, mas se formos a reparar, meus caros senhores, hoje em dia o poder e que esta a tomar o povo, vejamos uma coisa extremamente importante quando falamos concretamente da educação em todas as escolas secundárias do país nao temos os livros do novo curriculum nas nossas bibliotecas, e com tudo isso os futuros deste pais ficam sem foco e sem saber o que estes escritores falam acerca do mundo. Queremos os livros do novo curriculom nas nossas bibliotecas (Escola Secundaria da Polana)
Tsirin-kevitra avy amin'ny fampahalalam-baovao an'ny olo-tsotra ny Rindrin'ny Vahoaka ao Maputo izay mendrika hodinihana; ahafahana manatanteraka ny demokrasia ho an'ny olom-pirenena izany amin'ny alalan'ny fampahalalam-baovao ho an'ny daholobe sy manatsara ny fifandraisana eo amin'ny olona, amin'ny toerana izay honenany sy ny fiarahamonina rehetra. Iza no mahalala, mety ho lasa fanao manerantany izao, tahaka ny niatombohan'ny hetsika ihany.
Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...