Venezoelà: Mitohy Ny Tsaho Momba Ny Fahasalaman'ny Filoha Chávez
Maro lavitra noho ny vaovao azo inoana ny tsahotsaho any Venezoelà, indrindra raha ny momba ny filoha no resahina. Hatramin'ny nahafantarana ny fisian'ny homamiadana tao aminy volana maromaro lasa izay dia tsy nitsahatra mihitsy ny hevitra sy ny fanombatombanana. Maro ny hafatra sy ny vaovao milaza tena ho manana loharanom-baovao marina saingy tsy fanta-piaviana [es] fa efa tena lalina ny aretina, fa mandritra izany fotoana izany dia manome toky ny mpitondra tenin'ny fitondrana fa efa mimpody ny fahasalaman'i Hugo Chávez ka afa-manohy ny asa mahafiloha azy tsara izy.
Dia mandeha indray ny tombatombana isankarazany. Saingy, na izany aza, manjaka ny fisalasalana eo amin'ny resaka politika amin'ity fifidianana filoham-pirenena ho avy amin'ny vola oktobra 2012 ity sy taorian'ny dingana savaranonandon'ny [es] fifidianan'ny mpanohitra.
Ho an'ireo izay miròna amin'ny fe-potoana vaovao itondran'i Chavez ny firenena indray, dia ilaina ny teti-panorona vaovao ahafahan'ny filoha maka aina tsara, araka ny fanazavan'i Carola ao amin'ny hafatra “Chávez somos todos” [es] (“Chávez daholo isika rehetra”):
Nos enfrentamos a una campaña electoral justo ahora cuando mi Presi necesita, por primera vez en tantos años, descanso y tranquilidad [No necesitamos] una campaña reposando en un solo hombre, sobre todo cuando ese hombre necesita que la campaña repose en otros hombros, digamos por ejemplo, en los míos, los tuyos, los hombros de todos los chavistas, millones de nosotros haciendo campaña en nuestras calles, oficinas, mercados, panaderías, plazas, universidades…

Filoha Hugo Chávez avy any Angostura, ao Bolívar. Saripika mpisera Flickr chavezcandanga, 15 Febroary 2012 (CC BY-NC-SA 2.0)
Saingy tsy mavitrika loatra ny afa. Araka ny apetrak'i Naky, ao amin'ny “Con él muere todo,”[es](“Miara-maty aminy ny zava-drehetra”) hafatra hamerenany indray ny resadresaka nataony tamin'ny mpivarotra gazety iray mpanohana mavitrika ny fitondrana.
No debieras preocuparte mucho […] esto muere cuando él muera. Todo va a morir con él. No hay hombre nuevo, no hay un cambio […] Sólo él. Y con él se muere todo.
Mandritra izany fotoana izany, Antonio Aponte, ao amin'ny Un grano de Maíz [es](“Voan-katsaka”) manasongadina ny mahazava-dehibe ny fanohizana ny tolona na dia amin'ny sarotra indrindra aza:
Súbitamente caímos en cuenta de que Chávez es humano y, por lo tanto, es mortal. La política juega con esa posibilidad, es un factor en la contienda, la derecha lo manipula, lo magnifica, lo trata con crueldad. Los Revolucionarios lo lamentamos, nos preocupamos, convertimos la adversidad en fortaleza.
La respuesta es sólo una: el imperio y sus lacayos locales crean las condiciones para un zarpazo.
Si se pasan de la raya un tantico así, debemos cerrar los medios de difusión que llamen a desconocer el orden constitucional y nacionalizar los bienes de los golpistas. La Revolución está en el deber de defenderse, de defender al Comandante, al Socialismo y las conquistas del pueblo.
Miposaka ao anatintsika tampoka fa olombelona i Chavez , ary, mety maty. Milalao izay mety hitranga izay indrindra ny politika, ilaina amin'ny tolona, kirakirain'ny lalàna, dokadokafany ary ampijaliany. Mitaraina ny revolisionera, matahotra isika, avaditsika ho hery ny fahoriana.Valiny tokana: manangana toe-draharaha mamotika ny tenany ihany ny imperialista sy ny olona ampiasainy.Raha vao mihoa-pefy na dia kely fotsiny aza, dia tsy maintsy hiantsoantso ny fanakatonana ireo mpampita vaovao miantso ny fanitsakitsahana ny lalampanorenana isika ary mba ho raisin'ny fanjakana ny fananan'ny golpistas [olona maniry ny isian'ny fanonganam-panjakana]. Tsy mantsy miaro tena ny revolisiona, tsy maintsy miaro ny Commandant, ny Socialisma, ary izay efa azon'ny vahoaka.
Maro tamin'ny adihevitra no nifantoka tamin'ny fanjavozavon'ny filazana ofisialy momba ny fahasalaman'ny filoha. Miady hevitra ny olona raha mbola haharitra am-bolana, raha ho afa-manohy ny fampielezan-kevitra, raha afa-mitondra, raha manao kirin'antitra fotsiny. Wikileaks moa namoaka imailaka ihany koa izay miaty filazalazana tsy dia tsara loatra, sady niely nanerana ny tranonkala taorian'ny filazana fa hanao fandidiana any Kiobà indray.
Manoratra toy izao ny mpanoratra ny The Devil's Excrement [Dikin-devoly]:
Chavismo can do little to change the feeling that something is not right.
Ary farany, fijery mitsikera avy any ivelany, ao amin'ny Twitter, avy amin'i @byciclemark:
Chavez is more greedy than I realized. A responsible leader would not run for re-election while combatting aggressive cancer.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...