Nampahafantatra volavolan-dalàna iray izay mametraka ny fifanambadian'olona ho azo ampiharana ny sazy fanamelohana ho faty ny Vadin'ny Filoham-pirenena Liberiana Teo aloha Jewel Howard Taylor. i Jewel Howard Taylor dia loholona no sady Vady nisarahan'ilay filoha teo aloha Charles Taylor. Namerina nametraka volavolan-dalàna iray tahaka izay ary manohitra ny fifanambadian'olona mitovy, niteraka resabe, ihany koa i Oganda vao haingana izay.
Fihoàrana ny lalàna ny fifanambadian'olona mitovy any aminà firenena Afrikana 38 ary mety hitondra amin'ny fanamelohana ho faty izany any Maoritania, Sodàna, ary any Nizeria Avaratra.
Manoratra momba io volavolan-dalàna manohitra ny fifanambadian'olona mitovy any Liberia io, miteny i Melanie hoe :
Aseho matetika ao amin'ny bilaogiko, ny tahotra amin'ny hiparitahan'ny volavolan-dalànan'i David Bahati hoe “Kill the Gays”, midika hoe “Vonoy ireo Pelaka”, efa eo anoloan'ny Parlemanta Ogande amin'izao fotoana, mety hiparitaka tsara any amin'ireo faritra hafa ao Afrika, satria arahan'ny fanandràtana fatratra ny anganongano mikasika ny fanoherana ny pelaka. Toa miparitaka tokoa izany hevitra “Kill the Gays” izany, na dia narahana tsikera tsara manerana izao tontolo izao aza izany. Tanatin'ireo resadresaka tamin'ny taona lasa, niteny tamin'i Warren Throckmorton sy ny tenako i David Bahati fa naneho fahalinana tamin'ity volavolan-dalàna Manohitra ny Fifanambadian'olona Mitovy natolony ity ireo firenena Afrikana hafa, izay fantatsika amin'ny hoe Volavolan-dalàna Kill the Gays.

Sarintany mampiseho ireo fanasaziana mikendry ireo pelaka lahy sy vavy any Afrika. Loharanon'ny sary: http://ilga.org/
Manoratra i Warren :
Tsy misy daty navoaka mikasika ny adihevitra na ny fifidianana. Samy mila mandàny io volavolan-dalàna io avokoa ny antenimiera roa tonta vao mandefa izany any amin'ny Filoha ho soniavina na holavina. Nanoratra momba ity volavolan-dalàna ity sy volavolan-dalàna fanampiny tany amin'ny Antenimieran-dry zareo ireo aho tamin'ny herinandro lasa.
Araka ny fara-tampon'ny fahafahako mamaritra azy, manomboka amin'ny 10 taona an-tranomaizina ka hatramin'ny fanamelohana ho faty ny sazy azo avy amin'ny Heloka Sokajy Voalohany any Liberia. Fohy io fanitsiana io ary tsy misy famaritana.
Manontany tena i Evan ny amin'ny antony mampikombona ny vavan'ilay nahazo Loka Nobel sady filohan'i Liberia Ellen Johnson Sirleaf:
Raha meloka izy, ny asa ratsy tahaka izany dia mendrika sazy 10 taona an-tranomaizina ka hatramin'ny fanamelohana ho faty.
Ary nikombona ny vavan'i Ellen Johnson Sirleaf, ilay nahazo ny Loka Nobel tamin'ity raharaha ity.
Mihamafana izany raharaha izany noho ny famoretan'ny Etazonia sy ny Angletera izay mihevitra ny zon'ireo pelaka ho toy ny zon'olombelona nandritra ny taona lasa.
Tokony hanapaka ny fanampiana any Liberia ve i Etazonia?:
Manome fanampiana kely an'i Liberia i Etazonia. Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe hametraka ny volantsika any amin'ny toerana misy ireo vava tokony ho fahanana ary hanapaka marina ny fanampiana noho ity raharaha ity ve isika, na dia mihen-danja aza ny dindo Amerikana ao amin'ny kaontinanta manoloana ny fampiasam-bola be ataon'ny Sinoa. Hiaraka tsara amin'ny fifidianana Amerikana ve ny toerany tahaka izao? Mety hisy ny fanohanana mifamahofaho ny fifanambadiana pelaka, nefa azoko antoka fa ny ankamaroan'ireo Amerikana salama saina dia mety handray ny fahafatesana noho ny “sodomie” ho fanitsakitsahana tanteraka ny zon'olombelona…

Ny taratasin'ilay vadin'ny filoham-pirenena teo aloha ho an'ireo Parlemantera Liberiana mikasika ilay volavolan-dalàna manohitra ny pelaka. Sary natolotry ny http://sebaspace.wordpress.com/.
Mihevitra ny Sebaspace fa tsy mandeha am-pahatsorana ilay vadin'ny ny filoham-pirenena teo aloha:
Toa nahazo lesona iray na roa avy amin'ny fomba tsy nampahomby ny karazana fampielezan-kevitra tahaka izany tany amin'ireo faritra hafa aty Afrika i Ramatoa Jewel Taylor. Araka izany, miezaka ny manatsaratsara endriky izy amin'ny alàlan'ny fanafenany ny fihetseham-pony manohitra ny pelaka anaty resaka ilazàny fa hoe miezaka ny hisoroka ny “fifanambadian'ny pelaka” izy.
—-
Marina ve? Anatina firenena izay anoheran'ny lalàna ny fifankatiavan'olona mitovy, ny fifanambadian'ny pelaka ihany no mba mampiahiahy an'i Ramatoa Taylor? Maninona no toa sarotra inoana izany ho ahy?
Mampitandrina i Boima J. V. Boima :
Nefa io lalàna io, raha lany, mety hisy fiantraikany ara-toekarena ho an'i Liberia rehefa ampifandraisin'ireo hery tandrefana, anisan'izany Etazonia sy Angletera, ny zon'ny pelaka sy ny fanampiana avy any ivelany ho an'ireo firenena any amin'ny tany an-dalampandrosoana, anisan'ireny i Liberia.
Nipoitra io volavolan-dalàna io taorian'ireo antso miverimberin'ny Sekretera Jeneralin'ny Firenena Mikambana Ban ki-moon sy ireo hery Tandrefana izay mangataka ireo mpitondra fanjakana Afrikana mba hanaiky ho ara-dalàna ny fifanambadian'olona mitovy na ho tapahina ny fanampiana ho an'ny fampandrosoana avy any ivelany.
Afaka manao sonia fanangonana sonia ao anaty aterineto ireo mafana fo miaro ny zon'ny pelaka mba hanoherana ny volavolan-dalàna “Kill the Gays” any Liberia:
lasibatra: Ny Loholona Liberiana Jewel Haward Taylor
Tanjona: Hangataka ny Loholona Taylor mba tsy hanohana ity lalàna ity, izay hamela ireo mpitsara hanasazy ireo hetsika pelaka amin'ny fanamelohana ho faty any Liberia.
Any amin'ny firenena Afrikana Andrefan’ i Liberia, miady ho an'ny fanekena araky ny lalàna azy ireo ny mpifankatia LGBT. Nefa ny Loholona Taylor, izay vao tsy ela izay no nanolotra volavolan-dalàna hanamelohana ho faty ireo pelaka, dia mety ho sakana lehibe iray mankany amin'ny fitoviana. Tokony hampiato ny fisoloany vava ny fampandaniana io volavolan-dalàna io ny Loholona Taylor, izay mety hanaisotra ny ain'ireo Liberiana LGBT sasany .
Maro ireo mpitondra fanjakàna Afrikana no milaza fa tsy voajanahary sy tsy Afrikana ny fitiavana olona mitovy amin'ny tena. I Afrika atsimo no miavaka amin'izany miaraka aminà lalam-panorenana, izay manome fiarovana tanteraka ny zon'ireo pelaka erak'izao tontolo izao.
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...