Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

06 Febroary 2012

Tantara tamin'ny 06 Febroary 2012

Korea Atsimo: Nofoanan'ny Lalàna Miaro ny Fandriampahalemana Nasionaly ny Adihevitra Momba an'i Korea Avaratra

Koreana Tatsimo iray mpampiasa Twitter, Park Jeong-Geun no any am-ponja nanomboka tamin'ny 11 Janoary 2012 noho ny famerenana mamoaka ny hafatra tahaka ny hoe "Ho ela velona anie Jeneraly Kim Jong-Il" tao amin'ny Twitter

Okraina : Sarintany “interactif” Amin'ny Aterineto Manampy Amin'ny Ady Amin'ny VIH

Ny Mpanao Asa Soa Okrainiana tsy miankina, Elena Pinchuk ANTIAIDS foundation miara-miasa amin'ny Biraon'ny Google Okrainiana dia namorona tolotra sosialy vaovao maps.antiaids.org. Izany tolotra vaovao izany dia hanampy ireo Okrainiana mpampiasa aterineto hahita amin'ny fomba tsotra sady haingana ireo toerana fitiliana VIH any amin'ny faritra misy azy, ary koa ireo...

Mongolia: Tsy Misy Zavamiaina Tavela Aorian'ny Fitrandrahana

Mampanantena ny tetikasa fitrandrahana maro ao Mongolia  fa hampandroso ny foto-drafitrasa ara-tsosialy sy ara-toekarana ao an-toerana ary  hoentina hiadiana amin'ny fahantrana koa izany, saingy rehefa nandeha ny fotoana, dia mahatsiaro ireo vondrom-bahoaka eny amin'ny faritra  akaiky ny toby fitrandrahana  fa misy fiantraikany ratsy eo amin'ny tontolo iainanany sy ny fomba fivelomana...