Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

31 Desambra 2011

Tantara tamin'ny 31 Desambra 2011

Ny Fihiràna Ny Hiram-pirenena Amin'ny Fiteniny Manokana

Rising Voices

Any amin'ny toerana iray ianao dia mety hahita ireo dikany hafa amin'ny alalan'ny lahatsarin'ny haino aman-jerim-pirenena izay nalefa tao amin'ny YouTube. Raha tsaraina avy amin'ny tsikera tao amin'ireo lahatsary ireo, ireo lahatsary dia fahatsapàna rehareha ho an'ireo mpiteny ireo fiteny ireo mba hanandratana avo ny voninahi-pireneny amin'ny alalan'ny fiteniny manokana.

Okraina: Mampiasa Lahatsary Hisoloana Vava

Rising Voices

Koa satria ny ampahany amin'ny ezak'ireo mpiaro dia nikendry ny hamaha ny olana amin'ny fitohizana ny fitsaboana ORT, ireo Okrainiana mafàna fo miady ho fampihenàna ny fiantraikany ratsy dia namokatra lahatsary izay mampiseho amin'ny antsipirihany ny raharaha manodidina ity olana ity, milaza ny tantaran'ireo olona mijaly noho ny tsy fihetsehan'ireo...

Tiorka: Tsy Mahazo Mibitsika Avy Any Amin'ny Lapam-pitsaràna!

GV Mpisolovava

Firenena mitarika ny lohany i Tiorkia, eny fa mbola alohan'i Shina sy Iran aza amin'ny fanànana mpanao gazety 107 voasambotra.

Costa Rica : Sehatra Maro Mitsipaka Ny Vinan'ny Governemanta Momba Ny Hetra

Amin'izao fotoana izao, ny zava-dehibe ho an'ny governemanta ao Costa Rica dia ny hanekena ilay vina ara-ketra antsoina hoe "Solidaridad Tributaria"(Hetra faobe)(Solidaridad Tributaria) vina ara-ketra. Na dia izany aza, sehatra maro ao amin'ny fiarahamonina, antoko politika ary mpandraharaha maro no nanao fanambarana ny amin'ny fanoherany mafy io fanovana io.