Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

29 Desambra 2011

Tantara tamin'ny 29 Desambra 2011

Singapour : Nanao Fihetsiketsehana Mba Hiarovana Ireo Alika Mpirenireny Ireo Mpitia Biby

Ireo mpitia biby ao Singapore dia nanao fihetsiketsehana mba hiarovana ny ain'ireo alika mpirenireny ao Punggol, taorian'ny fampitambaran'izy ireo ny heriny mba hanangonana ireo alika mpirenireny, izay mety ho vonoina.

Chile : Raha Mpanampy Ianao, Avaho Ny Tenanao

Fanakavahana ara-tsokajy sa lalàna tsotra mifehy ny klioba tsy miankina iray? Ny fitsipiky ny kliobanà "golf" iray izay mandràra ireo mpanampy na mpitaiza zaza tsy hiditra anaty dobo filomanosana sy manery azy ireo hanao aron'akanjo mba hahafahana manavaka azy ireo dia nahatonga fanehoan-kevitra maro tao amin'ny tontolon'ny Cyber ao Chili.