Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

15 Desambra 2011

Tantara tamin'ny 15 Desambra 2011

Okraina:Misava Làlana Amin'ny Fampiasàna Ny Media Sosialy Ny Hôpitalim-Bahoaka

Nitsangana ny 1798, ny toeram-pitsaboana klinikam-paritra ao Dnipropetrovsk [ru, uk] - notendrena taorian'i Ilya Ilyich Mechnikov - dia iray amin'ireo trano fitsaboana ntaolo indrindra any Okraina. Izy ihany koa dia iray amin'ireo toerana fitsaboana an'ny fanjakana voalohany indrindra izay mampiasa ny media sosialy. Mitatitra i Tetyana Bohdanova.Founded in 1798, Dnipropetrovsk...

Libya: #OccupyTripoli Manohitra ny Fitondrana Fitaovam-piadianans

Nanao fihetsiketsehana tao an-drenivohitra Tripoli ny Libyana androany, ho fanoherana ny fampiasana fitaovam-piadiana, tao amin'ilay kianja malaza antsoina hoe kianjan'ny Martiora, kianja Maitso teo aloha, no nanaovana ny hetsika. Mpisera Twitter maro no tonga tao mba hampita mivantana ny hetsika nomena anarana hoe #BodoyTripoli.     Soram-baventy nandritra ny hetsika...

Pakistana: Ny fahafatesan'i Nusrat Bhutto

Nisaonana nanerana ny firenena ny fahafatesana vao tsy ela an'' i Nusrat Bhutto, vehivavy voalohany ary koa vadin'i Zulfiqar Ali Bhutto. Nambara tamin'ny fomba ofisialy fa andro tsy iasana izany mba ho mariky ny fisaonana , izay niteraka onjana fihetseham-po teo amin'ny mpisera Twitter manontany ny tena hevitra ambadik'ity hetsika...