Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

24 Novambra 2011

Tantara tamin'ny 24 Novambra 2011

Aostralia: Mampizarazara Ny Firenena Ny Lalàna Vaovao Manan-tantara Momba Ny Vidin'ny Entona Karbona

Farany, tamin'ny 8 Novambra 2011, ny Parlemanta Federaly Aostraliana dia nandany ilay Volavolan-dalàna nahabe resaka momba ny Angovo Madio. Ny lalàna dia nampiditra hetra $A 23 isaky ny taonina amin'ny entona karbona hatramin'ny Jolay 2012, mitarika mankany aminà fandraharahàna ara-barotra momba ny famokarana entona (cap and trade) aorian'ny 3 taona....

Arabia Saodita: Hatezerana Noho Ny Kàpoka 10 Ho Anà Vehivavy Namily Fiara

Enim-bolana lasa izay, nitondra ny fiarany teny an-dàlambe iray tao Jeddah i Shaima Jastaniya. Tamin'ny Septambra, voasazy handray vely karavasy 10 i Jastaniya noho izany. Nahazo fiantsona hiseho eny amin'ny fitsaràna ireo vehivavy roa mpanao gazety nitatitra ny fanasaziana azy.