Nandritra ny herinandro lasa teo iny, dia niaina fandrindrana vaovao ny fahatapahan-jiro [fr] izay maharitra eo ho eo amin'ny adiny roa sy sasany ny takariva ary mety hiharatsy aza [fr] izany ny eto Antananarivo, renivohitr'i Madagasikara. Mary ny bilaogera no nanambara [fr] ny fiakaran'ny fahasosorana [mg] amin'ny toe-java-misy ankehitriny izay hita taratra amin'ny twitter mivoaka faramparany.
1 hevitra
Tsy manoratra ny mitranga any Nosy-Be toerana fitsidihan’ny mpizahatany izay mahatratra adiny enina no mihoatra isan’andro aza izany!