Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

19 Novambra 2011

Tantara tamin'ny 19 Novambra 2011

Teny: Fifanakalozan-dresaka Amin'ny Teny Cherokee Miaraka Amin'Amboadia

Rising Voices

Izy dia amboadia vorodamba mitondra ny anarana hoe ᏩᏯ ary milalao an-tsehatra ao anatin'ilay andian-tantara an-dahatsary ao amin'ny Youtube natao hitadiavana fomba sady mampiala voly no handrisihana ny fampiasàna ny teny Cherokee hifampizaràna ny kolontsaina amin'ny alàlan'ny fifandraisana.

Ejipta : Fahatsiarovana Ny Faha 40 Taonan'i Papa Shenouda Tao Amin'ny Twitter

Ireo Coptes Ejiptiana, ankoatry ny hafa, dia nanapa-kevitra nby hanakiana ny Papa Shenouda III, tamin'ny fankalazàna ny faha-40 taona nanosorana azy. Ilay fankalazàna dia nifanandrify indrindra tamin'ny famaranana ny 40 andro fisaonana taorian'ny vono olona tao Maspero, izay nahafatesana Ejitiana 27, ny ankabeazan'ireo maty dia Kristiana "Copte" avokoa.

Armenia: Tohana Vaovao Ho An'ireo Tratry Ny Herisetra An-tokantrano

Katroka 7 Miliara

Olana tsy azo noresahina nandritry ny fotoana ela ny herisetra an-tokantrano teo anivon'ny fiaraha-monina Armeniana. Fa tamin'ny vono nahafaty an'i Zaruhi Petrosyan, 20 taona, nataon'ny vadiny sy ny rafozany taminy ny volana Oktobra lasa teo, dia nahasintona olona sy fikambanana maro ity resaka ity, izay mihatra amin'ny mihaotra ny iray...