Tontolo : Ny Fisoloàn-toerana An'i Moreno Ocampo Ao Amin'ny Fitsarana Iraisam-pirenena Ho An'ny Ady Heloka Bevava
Tonga amin'ny fetra farany ny fotoana ipetrahan'i Luis Moreno Ocamp amin'ny maha mpampanoa lalànan'ny Fitsarana Iraisam-pirenena ho an'ny Ady Heloka Bevava. Ny fifidianana mpitsara dia voalahatra ho amin'ny andiany fahafolon'ny Fivoriamben'ireo Firenena mpikambana hatao ao amin'ny Foiben'ny Firenena Mikambana ny 12-21 Desambra 2011.
Koa iza ihany ary no mety hisolo an'i Luis Moreno Ocampo eo amin'ny toeran'ny Mpampanoa lalànan'ny ICC na ny Fitsarana Iraisam-pirenena ho an'ny Ady Heloka Bevava? Hatramin'ny fotoana nanoratanay, ny mpifaninana mitarika dia ilay mpampanoa lalàna lefitra avy any Gambia Fatou Bensouda.
Kandidà hafa mpandray anjara :
… Andrew Cayley, mpampanoa lalàna ao amin'ny tribonalin'i Khmer Rouge ao Kambodza izay avy any Angletera; Filohan'ny fitsarana Tanzaniana Mohamed Chande Othman; ary i Robert Petit, mpanolotsaina ao amin'ny Departemantan'ny fitsarana ao Kanada momba ny heloka fanitsakitsahana ny maha-olombelona sy ny heloka an'ady

Ny efitranon'ny"ECCC"ny 20 Jolay 2009 nandritry ny fijoroana vavolombelon'i Him Huy, ilay Khmer Rouge mpiandry fonja fahiny. Sary natolotry ny Extraordinary Chambers ao amin'ny fitsarana ao Kambodza
“Ireo efatra ireo dia mety ho fanatsarana daholo,” hoy i Joshua Rozenberg avy ao amin'ny Fitsarana Mandray Andraikitra ao amin'ny BBC dia nanoratra ho valin'ny fanontanian'ilay mpanoratra :
@JoshuaRozenberg: @efleischer ireo efatra ireo dia mety ho fanatsarana daholo. Rehefa sainina, na iza na iza dia mety ho mendrika avokoa.
Ary saika mifanipaka amin'ny fandàvan'i Rozenberg izany, i Bensouda izy tenany mihisty. Tao aminà fanadihadiana niaraka tamin'i “Global Observatory”, namafisiny ilay hevitra milaza hoe avelao ny fitsarana ho fitsarana :
Mihevitra aho fa ny tohan-kevitra lehibe indrindra mba tsy hanavaozana na hanovàna zavatra dia, farafahakeliny ny famelàna ny fitsarana hihodina tsara, avelao izy hiezaka sy hanandrana sy hitsapa ny lafiny rehetra amin'ny sata fototra ijoroantsika izay narahantsika, alohan'ny hanovàntsika azy.
Tamin'ny fanatràrana ny fiarahamonina anaty aterineto izay liana manokana amin'ny ny Fitsarana Iraisam-pirenena ho an'ny Ady Heloka Bevava, Jesse Loncraine avy amin'ny “IJ Central”, Fikambanan'ny mafàna fo naorin'ny Skylight Pictures, nanoratra hoe :
Raha i Bensouda izany ny haka ny toerana, dia manampoiza fomba firoson'ny niharam-pahavoazana.
Ary ilay hevitra momba ny “fomba firoson'ny niharam-pahavoazana” dia miseho farafahakeliny ao amin'ilay fanadihadihana niaraka tamin'ny The Global Observatory :
Mila mahamarika ihany koa ianao fa ny ICC no Fitsarana Iraisam-pirenena ho an'ny Ady Heloka Bevava voalohany namorona izany ary koa mba nandray an-tànana ny fandraisan'anjaran'ireo niharam-pahavoazana. Ny maro amin'izy ireo dia vokatry ny zava-nitranga tao amin'ny tribonaly hamehana niaraka tamin'ny fahatsapan-tenan'ireo niharam-pahavoazana ho tsy nisy mpanampy, sy ho toy ny haingon'entana fotsiny ihany, efa zatra ny mijoro vavolombelona izy ireo kanefa rehefa tonga ny fotoana handraisan'izy ireo anjara, hitondra ny fomba fijeriny sy ny momba azy, amin'ny fitadiavana onitra any amin'ny farany, dia tsy tanteraka izany. Nitranga tao amin'ny ICC izany. Ary koa, manome ohatra aho amin'ireo fitsarana izay nisy hatreto ary ny hafanam-pon'ireo niharam-pahavoazana tamin'ireny fitsarana ireny.
[…]
Tsy asan'ny biraon'ny mpampanoa lalàna izany, mazava ho azy, ny miandraikitra ny resaka onitra. Fa an'ny mpitsara, ary izy ireo ihany no manapa-kevitra ny amin'izay hanapahan'ny hevitra, ary ny vola omena ireo niharam-pahavoazana dia avy amin'izy ireo. Nefa ny zavatra izay nataontsika avy aty amin'ny biraon'ny mpampanoa lalàna dia ny nijery ny fomba hampifandraisana ny zava-misy afaka manampy antsika tsirairay avy.
Tany aloha dia efa namoaka tatitra ny Global Voices mikasika ny ezaka hitondrana ilay Praiministra Thailandey teraka tany Angletera ho any amin'ny Fitsarana Iraisam-pirenena ho an'ny Ady Heloka Bevava, ireo Keniana nikarakara hetsika ho fanohanana ny ICC ( na mandefa SMS ny fifidianany mba hamonjena olona ahiahiana), ny tontolon'ny bilaogy Sodane dia naneho hevitra mikasika ilay didy fampisamborana an'i Omar al-Bashir (toy izany ny eto), ireo bilaogera Afrikana naneho hevitra momba ny fisamborana an'i Karadžić , ny fitsarana an'i Charles Taylor tao amin'ny ICJ ary ny maro hafa
Isan'ny olan'ny fifampiresahana aminà ” institution” iraisam-pirenena ny fanombohana ny asa amin'ny fananganana fifanakalozan-dresaka itambaram-be manodidina izany ; tanaty fanaovana dia miverina sy ho famaliana ny fanontaniana mikasika ny heviny momba ny fitsarana, Ahron Young, ilay Talen'ny Biraon'ny Sky News ao Melbourne, dia manoratra hoe :
Manaiky aho fa mila manao zavatra ny olona any amin'ireo firenena feno kolikoly ary ny ICC dia manome farafahakeliny fanantenana hoe misy zavatra azo atao.
Jahanzaib Haque, mpamoaka lahatsoratra anaty vohikala ho an'ny The Express Tribune, dia manoratra hoe :
Tsy manana hevitra mafonja momba ny ICC aho, fa matoky kosa ny fitsarana tsy voafetran-tsisintany aho, ary ny ICC dia dingana (tsy manjary) tsy maintsy atao eo amin'ny làla-mahitsy mankany aminà fisiana fiainana miray, mifangaro ary natao ho an'ny rehetra.
Sokajy

Tantaran'ny Eoropa Andrefana farany
-
30 Desambra 2020Angletera
Noely COVID : Tena tsy nisy toa azy tokoa va re?
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...