- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara : Mivantana tamin'ny siokantsera ny fahatongavan'ny Praiministra vaovao Jean-Omer BERIZIKY

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Fitantanam-pitondrana, Mediam-bahoaka, Politika, Vaovao Mafana

Narahin'ireo mpisiokantsera any Madagasikara ary notateriny mivantana ny fanendrena ny Praiministra vaovao [1]. Tamin'ny teny fohy no nanambaran'ny namana Avylavitra [2] fa “Beriziky Omer -n'ny ankolafy Zafy Albert no lany ho Praiministra.”