Miely manerana an'i Azia Atsimo Atsinanana ny Hetsika ‘Fibodoana’ (na Fananihana). Aingam-panahy avy amin'ny Hetsika ‘Fibodoana’ manerantany no nisian'ny fivoriana tany Malezia, Indonezia, Filipina ary Singapore tamin'ity volana ity.
Malezia
Navitrika tamin'ny fampiasana ny valan-tserasera (media sosialy) ny mpanomana mba himpàka any amin'ny vahoaka ny hetsika nomanin-dry zareo. Bodoy Dataran any Kuala Lumpur, Malezia mikendry hitrandraka ny tena dikan'ny demokrasia:
#OccupyDataran is a new independent & autonomous grassroots initiative to reclaim Dataran Merdeka as an open and democratic space for people to gather, discuss and explore the true meaning of democracy beyond the representative system, to redefine democratic participation beyond the ballot box, to imagine a new political culture beyond race, ideology and political affiliation, and also to lepak, spend overnight and dream together at Dataran Merdeka
Cindi Loo mitantara ny zava-nitranga izay niainana tao amin'ny OccupyDataran:
The overnight event organised by the KL (Kuala Lumpur) People's Assembly kicked off at around 5pm and lasted all through the night till 4am the next day. 50 people attended at the beginning, and the size grew to 120 people as the night goes on, despite having an event clash with a sponsored cycling event. The KL People's Assembly, which started meeting up weekly since July 30, tried to assemble twice but were stopped by the police force and in both times the assembly dispersed but remained on the square doing other activities such as playing music and games, dance and hold discussions in small circles
Niteraka aingam-panahy tamin'ny mpikatroka tany Penang, Malezia, hanomanany ny Hetsika ‘Fibodoana’ ho azy manokana ihany koa ny katroka tao Dataran:
The spirit of #OccupyDataran & the global #Occupy Movement is spreading to Penang!
On 29th October 2011, join us at Speakers’ Square, Esplanade as we #OccupyPenang for the first time!
Indonezia
Mandritra izany fotoana izany dia notontosaina teo anoloan'ny Tsenam-bola ihany koa ny Fibodoana an'i Jakarta any Indonezia. Eto ambany ny lahatsary fohy ny iray amin'izany fivoriana izany:
Hita fa tsy nahavory olona loatra ilay fihetsiketsehana.
@JohnyGrim: Fact: Today's demos are no fun. Mostly associated with violence & disorder. This should change. Holding out posters is boring #occupyjakarta
@jwolson: Just passed the #OccupyJakarta protest in our way our of the most expensive mall in Indonesia. About 12 college kids sitting in the grass.
Filipina
‘Occupy’ Nokarakaraina tany Mendiola (manakaiky ny lapam-panjakana) , Cagayan de Oro, Makati, ary ny Ambasadin'i Etazonia Amerika any Filipina ny Hetsika ‘Fibodoana’. Niaraka tamin'ny fivorian'ny tantsaka madinika izay mitaky ny hanavaozana ny fizakan-tany ao amin'ny firenena ny katroka.
Kapirasong Kritika [fil] mieritreritra fa tokony any amin'ny faritra azon'ny olona idirana no hanaovana ny hetsika ‘Fibodoana’ :
Mahirap kung ilulunsad ang protestang Occupy sa Makati na, tulad ng Wall Street, ay sentro ng pampinansyang aktibidad sa bansa. Malayo kasi ito sa malawak na mamamayan na maaasahang lalahok. Maaari ang Maynila para malapit sa mga sentro ng kapangyarihan at tradisyunal na pinagraralihan, tulad ng Mendiola at US Embassy. Pero ang mahalaga ay kung saan ito makakaakit ng malawak na paglahok at suporta ng mga mamamayan.
Singapore
Ny Global Voices moa dia efa namoaka lahatsoratra momba ny tsy nisy tonga tamin'ny Hetsika Bodoy i Singapore.