@onewmphoto: Misy horohorontany mihitsy zany. Mbola mihovitrovitra ny tranoko aty Yerevan… #uneasyfeeling@myrthekf: Tahaka ny nahatsapa horohorontany taty #yerevan aho.@onewmphoto: @myrthekf Eny, tena nahatsapa horohorontany mihitsy ianao. Nihovitrovitra elaela noho ny mahazatra ny trano fonenako fa toa lehibe mihitsy izy teo.
@myrthekf: @onewmphoto Fantatro. Nahery noho ny efa tsapako nandritra ny taona maro izy teo.@blansharm: #earthquake #Yerevan Horohorontany indray, faharoa na fahatelo tao anatin'ny roa herinandro! Mampatahotra!@albertpoghosyan: Horohorontany indray aty Yerevan! Tena mahery vaika!@onewmphoto: Tsapanay taty Armenia RT @Reuters FLASH: horohorontany nanana tanjaka 7.6 no nitranga 35 kilometatra avaratra atsinanan'i Van, Torkia – USGS (via @oemoral)@unzippedblog: Niresaka tamin'ny ray aman-dreny any #Yerevan TV/radio #fail tsy misy nanome vaovao re #Earthquake izaho no nanome azy tamin'ny vaovao tanaty aterineto #Armenia
Только что выходил […] и как только вернулся во двор вижу чё то люди выходят в спешке, в начале не сообразил потом когда увидел общую картину подумал что это землетрясение. Особенно впечатляющим были мамы которые обернув детишек в одеяло выбежали во двор. Сразу перед глазами пробежал 1988 год когда еще детишками были и нас тоже родители точно так же завернули в одеяло и бежали во двор. Вот вам картина моего двора после толчков.

Fianakaviana vitsy nandao ny trano fonenany tao Yerevan (Журнал настоящего армянина)
@reporter_arm: ity ve ilay horohoron-tany tsapantsika? emsc-csem.org/Earthquake/ear…@kutkut16: @ditord inona no vaovao momba ny Metsamor NPP tao aorian'ilay horohorontany?@ditord: @kutkut16 amin'izao, ny toby Metsamor dia naato noho ny fanamboarana, fa na dia horohorontany mahery aza izy teo, ny NPP dia tsara aro.
@tbalayan: Nanome fanampiana vonjitaitra noho ilay horohoron-tany niseho tany Torkia ny filoha Sargsyan president.am/events/news/en…@tbalayan: Araka ny vaovao voaray dia tsy misy mponina #Armenian anisan'ny tra-doza tamin'ny horohorontany tao Torkia #Turkey #earthquake.