Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

02 Oktobra 2011

Tantara tamin'ny 02 Oktobra 2011

Fiaraha-miasa Vaovao Eo Amin'ny Global Voices sy El Colombiano

Nahazo fifanekena fiaraha-miasa vaovao miaraka amin'ny fampahalalam-baovao hafa, gazety El Colombiano [ny Kolombiana] ny Global Voices amin'ny teny espanola, gazety voalohany mpivoaka isan'andro ao an-tanàna mavitrika Medellín, fiaraha-miasa ahafahan'ny mpamaky ny gazety mahita ny  votoatin'ny  Global Voices amin'ny alalan'ny bilaogy noforonina manokana amin'izany amin'ny EC-Blogger ao amin'ny tranonkala El Colombiano. Antsoina fotsiny hoe Global Voices ny...

Sina: Iza No Nahalala Fa Nankahala An'i Gaddafi Ny Libiana?

Zhang Zhaozhong dia toy ny Thomas Friedman Sinoa: Profesora fanta-daza iray miaraka amin'ny PLA National Defense University, Contre-Amiral ao amin'ny tafika an-dranomasina PLA ary mpanao tatitra momban'ny raharaha ara-miaramila ho an'ny CCTV sy ny haino aman-jery hafa, manana mpankafy marobe ary malaza amin'ny fandaminana ny fifanolanana eo anivon'ny miaramila izay...

Rosia: Mampifandray Mpiray Tanàna, Mamonjy Aina

Katroka 7 Miliara

Ny mpamorona ny tranonkala izay nahatonga ny Rosiana hifanome tànana hifanampy nandritra ny doro-ala tamin'ny taona 2010 dia nanome endrika vaovao ilay tranonkala ho fomba iray hahafahan'ny olom-pirenena mifanohana amin'ny fomba vaovao - ao anatin'izany ireo mpanome rà an-tsitrapo izay mipetraka aminà toerana maro manerana ny firenena.