Michael Sata, mpitarika ny antoko mpanohitra Mandan'ny Tia Tanindrazana (Patriotic Front), no Filohan'ny Repoblika vaovao ao Zambia [1]. Nanao fianianana teo anoloany ny Lehiben'ny Fitsarana Ernest Sakala ary noraisiny avy tamin'ny filoha teo aloha Rupiah Banda ho azy koa ny saina fitondran'ny filoha amin'ny fotoam-pankalazana.
Niara-nankalaza tamin'ireo Zambiana anarivony nidina an-dalambe hatry ny halina ny mpisiokatserasera Zambiana sy Afrikana hafa tao amin'ny Twitter. Indreto tweets marobe fiarahabana an'i Michael Sata sy i Zambia amin'ny maha modelin'ny demokrasia azy ao Afrika.
@chiume nanamarika [2] fa filoham-pirenena 4 no nitantana an'i Zambia tao anatin'ny 20 taona:
RT @munshyamunshya: Zambia is a model of democracy in Africa. Four Presidents in 20 years. #zambiaelections #bantuwatch
Na dia izany aza, @KshitiDewan nandinika [3] hoe:
@chiume @munshyamunshya – 4 pres in 20yrs, but only mmd. exciting times #ZambiaElections #bantuwatch
@missbwaya nanontany [4] hoe:
@djcruzz Iwe mwana wa mu Bemba, ni chizungu cha bwanji ichi?[You Bemba child, what English language is this? ] “Which zambian president saved the shortest term?”
@ictjournalist nitatitra [5] hoe:
All elected members of parliament invited to the inauguration ceremony of President Michael Sata #Bantuwatch #ZambiaElections
Nisaotra ny [6] filoha teo aloha ihany koa izy noho ny làlana mbola tsy vita tao amin'ny faritra misy azy :
I thank RB [Rupiah Banda] for the unfinished tared road in Mandevu at least taxi can reach my place #BantuWatch #ZambiaElections
@missbwalya nanendry an'i Rupiah Banda [7] hifaninana amin'ny fahazoana ny Loka Ibrahim ho an'ny Mpitantana Afrikanina amin'ny taona 2011:
2011 Nominee Ibrahim Prize for African Leadership (aka “for not pulling a Mugabe”)- Rupiah B. Banda, fmr president of Zambia.
Nilaza izy [8] fa handany ny retiretiny amin'ny fiompiana i Rupian Banda:
@louisth16 He was only in office for 3 years; he's not entrenched. He'll leave & retire to his farm. @TrevorNcube @nguni_princess
@kenyanpundit nametram-panontaniana [9] raha hanova ny firoboroboan'ny fiaraha-miasa Shina-Afrika ny fandresen'i Sata:
So Michael Sata wins in Zambia, say hello to a shift in China – Africa dynamics?
@GNdhlovu nanoratra [10] hoe:
“@afromode: @Mama_Kankasa I hope that we all remember the 90 day promise made by Mr Sata. #Zambia” If RB did it in 60 days, 90 is easy peasy
@afromode namaly [11] ny tweet-n'i @GNdhlovu:
@GNdhlovu @Mama_Kankasa I think we'll quickly learn that President Sata can't deliver on most of his chest pounding rhetoric
Mihitsoka ny fifandraisana amin'ny finday noho ny fizarana vaovao amin'ny fandresen'i Sata:
Communication jams as Zambians communicate the news abt Sata being the new President #BantuWatch
Mila filoha mpikiry sa misalasala [12] i Zambia?:
“@Mama_Kankasa: @afromode I agree, thou fierce sata seems better than clueless rb” RB got it on silver platter! #zambiaelections
@Malawi2014 niarahaba an'i Rupiah Banda [13]:
And congratulations & HE Rupiah Banda 4 accepting defeat in “His Excellency” manner-hope Africa will emulate u #zambiaelections #BantuWatch
Rupiah Banda nanaiky ny fahareseny [14] ary niarahaba an'i Michael Sata nandritra ny valandresaka fanaovam-beloma tao Lusaka.
@Malawi2014 niarahaba [15] an'i Michael Sata toy izao:
Congratulations His Excellency Michael Sata for making it to State House – new chapter for the region – c u soon in Malawi #zambiaelections
@RosebellK nizara rohy [16]tamin'ny bilaoginy mitondra ny lohateny hoe “Kabary nandrasan'i Ogandey”:
A speech that Ugandans long for nblo.gs/ntQ5d #Uganda #Zambia
Ilay Kabary nandrasan'ny Ogandey nblo.gs/ntQ5d #Uganda
@agathanewton namaly [17] hoe:
@RosebellK wow! at some point i thot Africa was eroded of morals and democracy. seems i was mistaken after all!