Shina : Miaraka Fiverenan'ny Fahalinan'i Amerika
Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny tatitray manokana momba ny Jery todiky ny Global Voices 9/11.
Manao jery todika [zh] aty amin'ny folo taona taorian'ny-9/11, ilay mpanoratra tantara Sinoa, mpanao famakafakana ara-politika ary mponina tao Etazonia teo aloha, Yang Hengjun, dia nanoratra (tahaka ny hoe tanora nasionalista fahiny) manao hoe : Etazonia nanao an'i Shina tsy ho toy ny fahavalony #1 intsony, ary izaho koa dia tsy manao an'i Etazonia ho izany amiko ; saingy amin'izao fiverenan'i Etazonia izao, aiza ho aiza ny toerana misy azy sy i Shina ?”
反恐之战让美国的元气大伤,但也让更多的人比以往任何时候都更认识到这样一个道理:民主、自由、人权本身就是威力无穷的武器,用任何伤害这些理念的方式来维护、推销这些理念的做法都是本末倒置、得不偿失的。美国等西方国家曾经打败比本拉登与萨达姆强大百倍的苏联东欧集团,可他们后来谁也不好意思使用“打败”一词居功自傲,为什么?因为苏联、东欧是被自由、民主与人权这些普世价值理念打败的,美国人并没发射一枪一炮。如果还有人不相信,完全可以看一下美国人倾注了巨大金钱与心血的伊拉克,然后对照一下突尼斯、埃及,还有利比亚,美国对后面几个国家都保持了相当的距离,可并没有能够延缓这些国家呼唤民主、自由与公正、公平的革命爆发。
Ny ady amin'ny fampihorohoroana dia nampahalemy an'i Etazonia, kanefa io koa no nitarika olona maro be tsy toy ny teo aloha hiaiky fa tsy misy fitaovam-piadiana mahery vaika noho ny demokrasia, fahalalahana sy zon'olombelona, ary ny rafi-pisainana izay mila manimba na miady amin'ny vina toy izany dia efa nilaozana sy efa voalahatra ny tsy hanjary. Amerika sy ireo firenena Tandrefana hafa dia nanan-draharaha an-jato taonany maro taminà fahavalo lehibe lavitra noho i Osama bin Laden na i Saddam Hussein, toy ny Firaisambe Sovietika, kanefa tsy nirehareha tetsy sy teroa izy ireo nilaza fa hoe “naharesy” olona. Ary maninona tokoa moa no tsia? Satria izay no fijery iraisam-pirenena momba ny fahafahana, ny demokrasia ary ny zon'olombelona izay niafara tamin'ny famelezana ny Firaisambe Sovietika sy ny Eraopa Antsinanana; tsy nitifitra na indray mandeha akozy aza ny Amerikana.
Ho an'ireo tsy mbola mino izany dia mila mijery ny vola be sy ny zava-tsoa atobak'i Amerika any Iraka , ary mampitaha izany amin'ny elanelana apetrak'i Amerika amin'ny firenena toa an'i Tonizia, Ejipta ary na i Libya koa aza , ary izany dia tsy afaka ny hanalà ny fipoahan'ny fitakiana revolisionera hisian'ny demokrasia, fahalalahana sy fitondrana tsy miangatra ao amin'ireny firenena ireny.
十年了,美国再一次消灭了主要的敌人,而中国也崛起了一半,中美两国再一次来到了十字路口。怎么办?主导中美关系的三大要素是经济、政治与安全。所谓安全,就是美国在全球的军事主导地位,以及中国在亚洲的军事崛起两者是否能够和平共处;所谓政治,对于美国来说,就是“自由、民主”的价值理念。靠着这个理念,美国成为世界第一强国,所向披靡,弄得凡是与这个理念作对的国家纷纷垮台,至今还没有止住。美国会不会故伎重演,最后使用一次致命武器,终结地球上不民主制度的历史?
Tato anatin'ny folo taona, fahavalo lehibe iray hafa no voafehin'i Etazonia, i Shina izay efa eo andalam-pivoarana, ary ankehitriny dia mifanapakana indray mandeha indray ny làlan'ireo firenena roa ireo. Dia inona izao no hitranga? Ny zavatra telo lehibe mibaiko ny fifandraisana Sinoa-Amerikana dia ny toekarena, politika ary ny fandriam-pahalemana. Ny tiana ho lazaina amin'ny hoe fandriam-pahalemana dia ny hoe ny miaramila Amerikana dia mijanona ho isan'ny tsara indrindra manerana izao tontolo izao ary, etsy ankilany ny fisondrotry ny miaramila Sinoa ao Azia, afaka ny hiara-honina ampilaminana ny andaniny sy ny ankilany.
Ny tiana ho lazaina amin'ny hoe politika, raha ho an'i Etazonia manokana, dia miresaka ny lanja sy ny foto-kevitra toy ny hoe fahafahana sy demokrasia ; niaraka tamin'ireny, Amerika dia lasa firenena matanjaka indrindra eran-tany ary tsy misy ny toa azy, hatreto izay rehetra firenena nanandrana nanohitra an'ireny foto-kevitra ireny dia rava. Mbola hanohy io lalao io ihany ve Amerika mandra-pampiasany fitaovam-piadiana mahery vaika, hamafa ireo rafitra tsy ara-demokratika rehetra tsy ho eto amin'izao tany misy antsika izao amin'ny alalan'ny tifitra tokana?
就我所知,美国内部确实有这样一波人,而且,能量不小,至于他们是否能掌权并成为主流,取决于经济关系是否牢靠,以及军事安全是否会出现大的冲突。我早就有一个结论,就中美经济关系,以及中国不断增长的综合国力,美国绝不会轻易对中国下手,而如果中国内部发生变化,美国也绝不会缩手。有国内学者同我争论说,即便中国出现问题,因为经贸关系以及中国强大得军事力量,美国也不能怎么样吧。这些专家高估了中美经贸关系对美国长远利益的影响,说实话,中美经贸关系只不过对某届总统候选人有直接的影响而已——所以,奥巴马要寻求连任前,拜登会来拜山,希望中国能够使用人民币让美国稳定。至于军事实力,你大概忘记了,我曾经是超级军事迷?
Araky ny fantatro, dia misy olona mbola manana fisainana toy izany ao amin'ny fitondrana ao Etazonia ao. Manana fahefana izy ireo, kanefa ny ho fibahanan-toeran'ny firehan-kevitr'izy ireo na tsia, sy ny hahazoany ny fitantanana dia miankina amin'ny hoe hatraiza ny fahamarinan-toerana ara-toekarena, na koa rehefa misy fifandonana ara-miaramila. Tonga amin'ny famehezako azy tamin'izany andro izany aho manao hoe raha voahaja ny fifandraisana ara-toekarena misy eo amin'ny Shina sy Etazonia, ary ny fitomboan'ny fahamarinan-toeran'ny tanjak'i Shina manerana ny firenena, dia tsy hieritreritra ny handrava an'i Shina mihitsy i Amerika.
Mandritra io fotoana io, raha toa mandalo karazana fotoana tetezamita eo amin'ny fiainany i Shina, tsy hanohana mihitsy Etazonia. Betsaka amin'ireo manampahaizana eto amin'ny tanibe (kaontinanta) no niray hevitra tamiko momba io, nilaza hoe na misy olana aza mianjady amin'i Shina, amin'ny fifanakalozana ara-barotra misy eo amin'ireo firenena roa ireo sy ny hery miaramilan'i Shina, dia tsy misy zavatra azon'ny Etazonia atao firy. Ireo manampahaizana ireo, na izany aza, dia manome lanja be loatra ny faminavinàny ny tombontsoa anaty fotoana maharitra entin'ny fifanakalozana ara-barotra eo amin'i Etazonia sy Shina. Raha ny tena marina, ny tena voakasika mivantana amin'io fifandraisana ara-barotra eo amin'ny Etazonia sy Shina io ireo olona hirotsaka ho Kandidà ho filoha.
Izany no antony, talohan'ny fikasàny hilatsaka indray, nandefasan'i Obama an'i Biden hampandry adrisa an'i Shina, amin'ny fanantenana ny hampiasàn'i Shna ny sandam-bolany Renminbi ho fanamarinan-toerana an'i Etazonia. Raha ny momba ny hery ara-tafika indray, zatra ny manao miaramila bokony kamo lahy aho, sa tsy tadidinao ?
说到这里,不应该回避站在十字路口上的中国。无论从刚刚出台的《中国的和平发展道路》白皮书,还是我们领导人出访时对世界各国所做的承诺,中国一直在向国际社会反复呼吁,会在国际交往中追求民主,致力各成员国之间的平等,力主求同存异、包容不同与鼓励多元……。问题是,有几个国家相信北京了?
为什么?因为你在国际社会上力主的这些价值理念,首先应该用在自己的国民身上。你对自己的国民都做不到民主、平等、求同存异、尊重个体的权利,人家又如何相信你在国际上能够做到?你要和平发展,要在国际间营造和平与和谐,人家看一眼你所说的“和谐”,能不怀疑你强大后,会像对待自己的国民一样,让世界各国都如此“和谐”?
Raha hiverina amin'ilay resaka, [Etazonia] dia tsy tokony hisoroka an'i Shina satria eo an-tsampanan-dàlana izy izao. Mba ho ny Taratasy fotsin'ny Fandrosoana am-pilaminana an'i Shina izay vao navoaka, na ireo toky ataon'ireo mpitarika antsika amin'ny firenena maro samy hafa isaky ny mitety tany ry zareo, matetika i Shina no nanao antso avo tamin'ny firaisa-monina iraisam-pirenena hoe manantena ny hanohy ny demaokrasia eo amin'ny fifanakalozany maneran-tany, ka hitovy lenta amin'ireo firenena mpikambana ao, handrisika ny fifanekena sy fifandeferana eo amin'ny roa tonta na eo aza ny tsy fitoviana, hamporisika hatrany ny fahasamihafana, sns. Ny olana, izany, dia : misy ve amin'izao fotoana izao firenena mahatoky an'i Beijing ?
Satria nahoana moa no hanao izany izy ireo? raha toa ka toy izao no itondranao ny resaka soatoavina sy fotokevitra eo anivon'ny fiarahamonina iraisam-pirenena, ianao aloha no mila manomboka mampihatra azy ireny, voalohany. Raha ianao aza tsy mahavita manome ny mponina ao aminao ny demokrasia, fitoviana, fifanekena sy fifanajàna ho an'ny zon'ny tsirairay, ahoana moa no ahafahanao manao izany eo amin'ny sehatra manerantany? Raha te-hivoatra am-pilaminana ianao, mampivoatra ny filaminana sy ny fifandraisana mahafinaritra eo amin'ny firenena isan-karazany, ny olona sasany dia nanao topimaso an'ilay antsoinao hoe “mirindra mahafinaritra”, ahoana no tsy hiahiahiana fa raha vao mahazo fahefana ianao, dia ho tahaka ny fitondranao ireo mponina ao aminao koa no itondrànao azy ireo, ka hanandrana sy hanao izao tontolo izao ho “mirindra mahafinaritra” tahaka ny any amin'ny firenenao?.
在我看来,中国的问题不在于外交,不在于中美关系,不在于军事安全,而在于内政,在于我们选择的道路与制度,能否保障公民享有宪法里规定的各项自由权利,能否保障公民真正享受当家作主的民主权利。
Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny tatitray manokana momba ny Jery todiky ny Global Voices 9/11.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...