Tantara tamin'ny 23 Septambra 2011
Japana: Momba ny Solon'Anarana Malaza An-tserasera
Niteraka adihevitra momba ny fiafenana anarana an'aterineto ny fikatonan'ny "Diarin'ilay NEET niasa ampitan-dranomasina" (bolongana malaza mitsikera ny fomba fiasa Japoney).