Izao Tontolo Izao: Misaona tamin'ny nampiharana ny didy famonoana an'i Troy Davis
Na dia nahazo fampiatoana aza i Troy Davis androany maraina [alarobia], efatra ora monja taorian'ny tatitra nataonay dia novonoina i Davis.
Manerana ny tany, ary indrindra any Etazonia, dia misaona ny Twitter. Malaza ankehitriny ny tenifototra #RIPTroyDavis ary milaza ny fihetseham-pony momba ity raharaha Davis ity ny tsirairay, ary dia voaresaka ihany koa ny momba ny fanamelohana faratampony any Etazonia.
Avy any Philadelphia, @ShamaraOnAir no mitatitra:
Watching CNN 11:08 was time of death #RIPTROYDAVIS
Avy any Iowa, @Jasminenkelly no misiokantsera:
Racism and injustice still exists just on a different scale… we dnt have KKK's in sheets anymore they are our law makers. #RIPTROYDAVIS
Mikamenona manoloana ny didy famonoana ho faty ny mpanao gazety Dan Gillmor, tamin'ny fitenenana hoe:
Bad enough that death penalty exists. But tonight, our system of “justice” killed another person whose guilt was hugely in doubt. Travesty.
Avy any Barbados, @bajanswaggboy no nanamarika:
#RIPTroyDavis. No murder weapon, no DNA, 7 of 9 witnesses recant their testimonies. Seriously? How do you execute someone without evidence?
Ary avy any Angletera, @tweety_coco no niteny:
Still in shock. Just cannot believe this can happen in 2011. #riptroydavis
Nanambara i Linda Sarsour (@lsarsour) mpikatroka Palestiniana-Amerikana:
#TroyDavis will be the fuel I need to continue my quest for social justice. He will never be forgotten. #RIPTroyDavis
Na dia nampifantoka ny sain'ny besinimaro aza ny raharaha Troy Davis, maro no nilaza fa tranga naningana iny, ary tsy hiady hanohitra ny fampiharana famonoana ho faty ny olom-pirenena Amerikana. Na nametraka toy izao ilay Palestiniana @Falasteeni fotoana fohy nialoha ny famonoana ho faty:
What saddens me most abt expected murder of #TroyDavis is tht nothing will happen, no movement will grow to make sure it never happens again
Sokajy
