Tonizia: Bilaogera Nirotsaka Hofidiana
Hifidy ny Antenimieran-dalampanorenana izay hiandraikitra ny famolavolana ny Lalamoanorenana vaovao ny Toniziana amin'ny 23 Oktobra ho avy izao .
Hafa noho ny hatramin'izay ity fifidianana atao amin'ity taona ity izay matetika miafara amin'ny fahazoan'ny antokon'i Ben Ali vato eo amin'ny 90 isan-jato eo foana. Ho henjana tokoa ny fifidianana amin'ity taona ity ary heverina hifanakaiky ny vokatra.
Taorian'ny fionganan'ny fitondrana teo aloha, nohalefahana kokoa ny fepetra ahafahana mirotsaka ho fidiana. Araka ny voalazan'ny Vaomiera tsy miankina misahana ny Fifidianana, dia lisitra 1700 anatiny sy ivelan'ny firenena no hifaninana hahazo ny seza 218 ao amin'ny antenimieran'ny Lalampanorenana.
Bilaogera fito no nanapa-kevitra hirotsaka ho fidiana.
Adib Samoud:
Tanora mpaka sary, dokotera mpitsabo biby no sady mpiaro ny tontolo iainana. Andriamatoa Samoud no mitarika ny lisitra tsy miankina antsoina hoe “عيون حريصة” [Maso Mandinika Tsara]. Te hametraka Lalampanorenana miaro ny tontolo iainana izy izay miaro ny zo tsy azo amidy momba ny zavaboahary.
Amira Yahyaoui: (@Mira404)
27 taona, mitarika ny lisitra tsy miankina ao Frantsa, antsoina hoe “Sawt Mostakel” (Feo Tsy Miankina). Mpiaro ny zon'olombelona izy ary nitolona nanohitra ny fanavakavahana nandritra ny fitondran'i Ben Ali. Hoy izy nanambara momba ny firotsahany hofidiana:
Jusqu’alors, mon engagement politique en Tunisie se faisait dans l’opposition. Aujourd’hui je veux proposer et construire. Je suis tête de liste de Sawt Mostakel, avec un réel projet que je suis prête à aller défendre à la Constituante
Imen Braham: (@__Imen)
Manam-pahaizana ambony momba ny fambolena sy fiompiana, sy mpiaro ny tontolo iainana izay mino ny fahombiazan'ny governemanta misokatra. Fantatra amin'ny anarana hoe Moonsgirl, 28 taona izy tahaka an'i Amira Yahyaoui, kandidà ao amin'ny lisitra “Sawt Mostakel.” Imen Braham nanambara hoe:
Les jeunes doivent s’engager dans la vie politique puisque c’est notre avenir qu’on décide aujourd’hui avec cette assemblée. Être cinquième de la liste Sawt Mostakel constitue pour moi le meilleur moyen d’afficher mon engagement pour les valeurs de la liste et de défendre notre vision d’une Tunisie où le citoyen prend le pouvoir.
Mehdi Lamloum: (@MehdiLamloum)
Mpahay momba ny Aterineto no sady bilaogera mpaka sary. Matetika dia mampiasa ny bilaoginy Pink Lemon izy mba hiresahany momba ny fifandraisana nomerika, Aterineto, sy fampahalam-baovao. Emna El Hammi nanoratra ny momba an'Andriamatoa Lamloum:
D’autres blogueurs ont choisi, contre toute attente, de faire leur entrée sur la scène politique et d’afficher publiquement leur engagement malgré leur silence pendant les années où les voix manquaient. Ces blogueurs qui s’autocensuraient au temps de Ben Ali, par fatalisme ou par peur, veulent aujourd’hui saisir cette opportunité de participer à la construction d’une Tunisie à leur image. C’est le cas du blogueur Mehdi Lamloum, dont le blog Pink Lemon est une référence dans le domaine du webmarketing et de la communication
Riadh Guerfali: (@Astrubaal)
Manam-pahaizana momba ny lalàm-panjakana ity mpiara-mitantana ny bilaogy iombonana Nawaat ity. Mpahay momba ny Lalam-panorenena sy ny Andrimpanjakana politika Andriamatoa Guerfali. Nandritra ny fitondran'i Ben Ali, nampiasa matetika ny bilaoginy Astrubal izy hanambarana ny fanitsakitsahana ny fehezan-dalàna iraisam-pirenena sy ny fehezan-dalàna ao an-toerana nataon'ny fitondrana teo aloha, nampanantena ny Toniziana izy ny amin'ny zo ahafahana manara-baovao sy hiditra amin’ ny Aterineto. Emna El Hammi nanoratra toy izao:
Riadh Guerfali est non seulement apte à imposer ses idées en matière de protection des libertés individuelles mais possède en plus les outils juridiques nécessaires à l’élaboration de cette nouvelle constitution.
Tarek Kahlaoui: (@t_kahlaoui)
Nirotsaka ho fidiana sady kandidà tsy miankina ihany koa izy, ary mitarika ny lisitra antsoina hoe “Sawt Echabab” (Feon'ny Tanora). Mpampianatra ao amin'ny sampana Tantara sy Zavakanto ao amin'ny Oniversite Rutgers ao New Jersey Andriamatoa Kahlaoui. Mpandala ny fanehoan-kevitra an-kalalahana izy izay nanana ny bilaoginy voarara tamin'ny taona 2010. Tamin'ny 8 Septambra, nanambara ny firotsahany ho fidiana tao amin'ny Pejiny Facebook i Tarhek:
قررت الترشح لانتخابات المجلس التاسيسي.. . الاستحقاق الانتخابي منعطف تاريخي لتونس.. المساهمة فيه باي شكل مهم لإنجاحه و الترشح احد اشكال هذه المساهمة
Yassine Ayari: (@yassayari)
Bilaogera, sady mpiserasera mafana fo. Miaraka amin'i Slim Amamou, notanan'ny polisy nandritra ny ora efatra i Andriamatoa tamin'ny 21 Mey 2010, noho ny fikasany hanao fihetsiketseham-panoherana ny fanavakavahana izay saiky notontosaina ny ampitson'ny fisamborana azy. Vao haingana izy no nanoratra lahatsoratra tao amin'ny bilaoginy antsoina hoe “Tsy bilaogera aho” izay manazava amin'ny mpamaky ny dikan'ny hoe mpamaha bolongana araka ny fijeriny:
je ne suis pas “blogueur”, je suis un jeune tunisien, qui pense qu'il a des choses intéressantes a dire et a faire et qui veux participer a construire une meilleure Tunisie. […]j'aspire a être un homme publique qui a un blog, pas un blogeur qui veux faire la politique,
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 11 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 123 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 128 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...