Sina : Ireo Fandaniam-bolam-bahoaka Telo Sy Ny Tsiambaratelom-panjakana
Ny teny hoe “ireo fandaniam-bahoaka telo” na san gong jingfei, dia miainga avy amin'ireo fandanian'ny governemanta noho ny fivoahana mankany ivelany, sakafo sy fialamboly ary ny fiaram-panjakàna. Ireo fandaniana telo ireo no noheverin'ny vahoaka manontolo ho toy ny tena fototry ny kolikoly ho an'ireo mpikambana ao amin'ny governemanta.
Tamin'ny May 2011, ny Fahitalavitra Foibe mpampita vaovaom-Panjakana dia namoaka fa fandaniam-bola isan-taona ho an'ireo fandaniam-bola telo dia tafakatra ho 1900 lavitrisa RMB[zh] ho an'ny firenena ny taona 2010, manome ny 60% ‘ny fandaniam-bolam-panjakana rehetra. Ho fifehezana ny fandaniana, ny Ministeram-Panjakana dia nitaky ny hanomezan'ireo departemanta sy birao 98 mazava tsara ny “fandaniam-bolam-bahoaka telo”-n'izy ireo.
Ny 30 Jona 2011, ny Komity Mpitantana ny Kaongresy Nasiônalim-bahoaka dia namoaka ampahibemaso ny “fandaniam-bolam-bahoaka telo”-n'ny Governemanta Foibe. Tafakatra ho9.4 lavitrisa RMB [zh] ny salan'isa (manodidina ny 1.5 lavitrisa USD). Na dia teo aza ny fanoherana, hatreto ny ankamaroan'ny departemanta sy birao 98 ao amin'ny governemanta foibe no namoaka ny fandanian'izy ireo. Kanefa tao anatin'ny roa andro lasa, ny Ministeran'ny Raharaham-bahiny (MFA), Raharahan'ny Sinoa any Ivelany (OCA) ary ny Raharahan'i Macao sy Hong Kong (HKMA) dia nilaza fa tsiambaratelom-panjakana ny” fandaniam-bolam-bahoaka telon”-n’ izy ireo.
Satria nahazo fanohanana avy tamin'ny vahoaka ny hetsiky ny Ministeram-panjakana ho amin'ny fangaraharan'ny tetibolan’ ny fandaniam-bolam-bahoaka telo (tamin'ny fitsapan-kevitra natao ny Jolay 2011, mihotra ny 96.4% tamin'ireo natao fanadihadiana no nanohana izany [zh], ny fialantsiny hoe ” tsiambararatelom-panjakana” dia nolavin'ny ankamaroan'ireo vahoaka Sinoa ankitsirano. Ity ambany ity ny sariitatra iray, an'i Zhai Haijun, maneho ny hasarotry ny fitondràna fanovàna ao amin'ny governemanta mikasika ny olan'ny “fandaniam-bolam-bahoaka telo”.(avy amin'ny China Media Project).
Ilay bilaogera He Jun dia manondro fa ny “tsiambaratelom-panjakana” dia ala olana iray hiarovana tombotsoa sy kolikoly.
Ilay bilaogera He Jun dia manondro fa ny “tsiambaratelom-panjakana” dia ala olana iray hiarovana tombotsoa sy kolikoly:
国家机密,很有意思。原来以为导弹发射设计图,军事基地内部情况,自主创新的科研数据,相关经济数据,宝贵的矿藏地质资料……这些,才是国家机密,却不料,三公花费,官员们拿国家的票子,人民的劳动成果,咱们那个老百姓的纳税金,坐了轿车,吃了公饭,出了国考了察,这么一种特殊享受的花费,居然也是“国家机密”!
任何一个中国人,一旦沾上点“国家机密”的好处,一定会铁了心跟D走,因为,这些好处如此甜蜜可爱令人生出无比动力——再不能当傻逼乱嚷嚷政治上不成熟了,弄上三公的好处你就偷偷乐去吧,然后坐在主席台上装比样子一脸马列主义三个代表四个现代化三大纪律八项注意,“人民”知道个啥?反正人民是个看不见的东西。反正有“国家机密”给咱们护着。。。
Notsikerain'i Lisa tamin'ny fomba fijery nasiônalista iray ny MFA noho ny diplômasia ny tsy nahomby:
外交部作为联系五洲四海的一个纽带,肯定是“三公消费”的大户,这不足为怪。问题是你花了钱究竟办了多少事,交了多少朋友?。。。可是,放眼一望,南海诸岛还有多少属于中国?有多少渔民、船长被外邦无理扣押?以牺牲领土为代价换取所谓的和平环境,以屈辱外交换取好伙伴、好邻居、好朋友咄咄逼人的联合吼叫,外交部的“三公经费”究竟干什么用了?
花了大头钱,没办多少事,还丢了大片国土。那么,外交部还有脸面公布“三公经费”么?不敢公布还拿什么国家机密来说事,来遮丑,真是天大的谎言。
Nandaniana vola be, nefa mbola very ny tanintsika. Eny fa ny MFA dia minia tsy manena “ny fandaniam-bolam-bahoaka telo”. Kanefa, mbola sahy ihany ny mampiasa ny “tsiambaratelom-panjakana” hanafenana ny henatr'izy ireo. Tena lainga be izany.
Tao amin'ny Weibo, dia nisy adihevitra maromaro natao momba ity hevitra fototra vaovao mikasika ny “tsiambaratelom-panjakana” ity. Ireto ambany ireto ny fifantenana ireo valinteny nalefan'ireo mpampiasa Weibo avy hatrany tao amin'ny vaovao vaovao nalefan'ny 21cbh [zh]:
天边火林中风 外交部怎么做账的?机密开销放到三公经费里?(今天 09:32)
老狼_深圳 可笑,他们花我们的钱,我们只不过要个帐单,他们居然说这是是秘密!!!(今天 09:31)
峰回路转转路回峰 费用高了 敌对势力不就发现我们的外交很猛(今天 09:40)
李晋宁AARON 陈水扁当初也是用同样理由贪腐的,如果外交部执意不公布,那干脆就从国务院里独立出去,省得毁了一锅汤。(今天 09:39)
风一逸 国家丑闻当属国家机密,(今天 09:35)
共和一体 公款吃喝,公款出国,公款购车…为神马不能公开?除非我们养的间谍太多??(今天 09:45)
天边火林中风 Mba fomba ahoana no nandrafetan'ny MFA ny tatitra ara-bolan'izy ireo farany? Ahoana no ahafahan'izy ireo mametraka ny tsiambaratelom-panjakana anatin'ny resaka fandaniam-bolam-bahoaka telo?
老狼_深圳 Lanian'izy ireo ny volantsika, ny hany angatahantsika dia ny rosia nefa sahin'izy ireo ny milaza amintsika fa tsiambaratelom-panjakana izany!!!
峰回路转转路回峰 Raha vao hitan'ny heri'ny fahavalontsika ny fandaniam-bolantsika midangana be, dia ho fantatr'izy ireo ny tanjaky ny MFA-ntsika
李晋宁AARON Chen Shui Bian [Filoham-pirenen'i Taiwan Teo aloha] dia nampiasa ny fialàna bala mitovy amin'izay ihany koa mba hiarovany ny kolikoliny. Raha niziriziry ny tsy hamoaka ny fandaniam-bolam-bahoaka telony ny MFA, dia tokony tsy hiankin-doha amin'ny Mininteram-panjakana, fa mety hanimba ny governemanta manontolo izany.
风一逸 ny savorovoro eo amin'ny fanjakana dia efa tsiambaratelom-panjakana, mazava ho azy.
共和一体fandaniana ny volam-bahoaka aminà sakafom-panasàna, fandehandehanana sy fiara, nahoana no tsy ho azo haseho ampahibe-maso izany ? Raha tsy ohatra angaha ka manakarama mpitsikilo maro isika.
Fanehoan-kevitra maro [zh] avy amin'ireo Lohatenim-baovao nalefan'ny Weibo :
飘泊在南方的云 不公開也罷,看那些公開的又有幾份是真實帳?!(今天 11:12)
法拉盛上官 其他已经公布三公的部门郁闷了,怎么之前没想到郭家咪咪这一招(今天 10:03)
lemon5212011 除了要给国外的亲属生活费学费什么的还有养着一帮国内的杂碎,能公布吗?(今天 10:02)
蘇奕安 三公系指公车、吃喝、差旅,这个也涉及机密?莫非系秘密与基地组织吃饭游玩??
飘泊在南方的云 Na dia mamoaka aza ry zareo, azontsika itokisana ve fa tena marina izy ireo?
法拉盛上官 Ireo sampan-draharaha hafa izay namoaka ny fandaniam-bolan'izy ireo dia tsy maintsy hanenina, ahoana no tsy nieritreretan'izy hampiasa ny “Tsiambaratelom-panjakana” ho fialantsiny.
lemon5212011 Tsy maintsy nanefa ny fandanian'ny fianakaviany sy ny saram-pianarana any ivelany izy ireo ary mamahana ireo alikany tavela mikarenjy aty an-tanindrazana, mazava loatra fa tsy afaka hamoaka antontan'isa izy ireo.
蘇奕安 ny dikan'ny hoe “fandaniambolam-bahoaka telo” dia fiara, sakafom-panasàna ary fitsangatsanganana. Inona no zavatra iraisan'izany amin'ny tsiambaratelo? Niara-nisakafo sy niara-dia taminà vondrona mpampihorohoro ve izy ireo??
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...