Tantara tamin'ny 02 Septambra 2011
Malezia: Generation 709 miantso fihavaozana politika
Taorian'ny fihetsiketsehana Bersih tamin'ny 9 Jolay, vondrona tanora Maleziana ankehitriny no tonga hanohy ny fitakiana fifidinana malalaka sy marina, izay antsoin'izy ireo manokana hoe ‘Generation 709’ na ‘Taranaka 709’. Ny Mpikarakara...
Ejypta: Fandresen'ny Sivily Manoloana ny Tribonaly Miaramila
Nitsahatra kely tamin'izay nataony an-tserasera sy eny an-kianja ny mpikatroka – hanairana ny fisian'ny sivily hotsaraina eny amin'ny tribonaly miaramila, taorian'ny revolisiona Ejipsiana. Taorian'ny fisamborana ireo vondrona mpanao fihetsiketsehana tao amin'ny...