Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny tatitray manokana momba ny Adin'ny Meksika amin'ny Zava-mahadomelina [1].
Anatin'ity ampahany faharoa amin'ny famintinana ny Fetiben'ny Bilaogy: Meksika – Vahoaka, Herisetra ary Bilaogy [2] ity no atolotray ireo lahatsoratra izay miresaka ny fampiasàna ny aterineto amin'ity sehatry ny herisetra ity. Noresahan'ireo bilaogera betsaka ny momba ny anjara toerana raisin'ny aterineto amin'ny fiainam-piarahamonina ankehitriny, ary ireo olana mavesa-danja toy ny fisian'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra. Hàka ny toeran'ny mpitatitra vaovao nentin-drazana ve ny fampahalalam-baovaon'olo-tsotra? Mitaingina eo amboniny sa mba miantraika amin'ny tena iainana ao amin'ny fiarahamonina izy io? Ireny fanontaniana ireny no mitarika ireo bilaogera handray ny aterineto ho toy ny zo fototra sy antony iray mampahery ary mampiditra làlana hiantohana ny fahalalaham-pitenenana.
Ireo bilaogera dia nihevitra fa ny fifandraisana misy eo amin'ny herisetra, ny maha-olom-pirenena ary ny bilaogy, tsy avy amin'ny fijerena ny aterineto fotsiny; fa koa amin'ny maha-media azy manontolo. Amin'izao fotoana ny vaovao dia tsy mijanona fotsiny amin'ny hoe zo hanjifa vaovao, fa efa tsapan'ny olona izao hoe ilaina ny fahafahana mamokatra sy mifampizara votoatin-javatra. Azontsika amafisina fa mbola misy ny fifanenjanana eo amin'ny tatitra ‘ofisialy’ sy ny ‘avy amin'olon-tsotra’.
Ireo olon-tsotra mpitatitra eny amperin'asa
Ohatra tsara amin'ny fifanenjanana voalaza etsy aloha ny fandinihan'i Miguel Ángel Guevara ny fandrakofan'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra ny herisetra ao anatin'ity lahatsorany ity “La eterna primavera” [4][es] (Ilay lohataona mandrakizay) avy ao amin'ny bilaoginy mit liv:
No comparto la idea de censurar la información, pero si creo que los medios de comunicación deben de ejercer su labor de una forma más responsable. ¿Cuáles son los efectos a largo plazo en un niño que sólo escucha noticias violentas? ¿Estamos creando seres humanos violentos desde el inicio de sus vidas? La cobertura mediática va más allá de las líneas tradicionales de libertad de expresión, trascienden hasta la naturaleza humana e irrumpen el tejido social. Los ciudadanos debemos de exigir una cobertura más sana, íntegra y objetiva. Podemos hacerlo compartiendo experiencias, informando, organizándonos para exigir a las autoridades.
Jorge Escudero Villa ao amin'ny bilaoginy Óbice [5] writes [5][es] mikasika ny fikarohana ny marina sy ny lanjan'izany amin'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra:
Para llegar a descubrir la verdad, en la medida en que esto sea humanamente posible, es necesario poder discutir todos los elementos relevantes, y hasta los irrelevantes, dejando que cualquier persona se exprese sobre cierto tema y confrontar opiniones, es por ello que el Blog se convierte en un instrumento valiosísimo. Es en el contexto, narrado en supra líneas, donde se esconden historias que no se muestran en medios de comunicación “tradicionales”, además, ni son políticamente correctos; son en todo caso, el reflejo de una sociedad, que pretende, con letras a veces escritas con sangre, sanar del dolor inmenso y contínuo que sufre y que de ninguna manera debe volverse cotidiano,
Enrique Figueroa Anaya avy amin'ny Asfalto Tecnicolor dia manontany hoe “Karazana firenena toy inona no arafitsika ho an'ireo Meksikana rahatrizay izay hiaina ao anatiny?” sady miady hevitra [6][es] amin'ny fampiasàna ny bilaogy:
No pretendo cambiar al mundo, ni tampoco pretendo ser un revolucionario de sofá que por twitter y blog “alza la voz” para después regresar a la televisión y perderse en la liga de fútbol de mi país (sí veo el fútbol eh, tengo derecho a escaparme por un ratito del día a día). Soy sólo un ciudadano sencillo que con el día a día de sus acciones busca lograr un cambio, un mejor sitio para los que están en mi entorno, e inclusive un momento de reflexión que nos lleve a dar ese pequeño extra que en general podría levantar a nuestro país. Porque si bien los grandes revolucionarios serán siempre admirados por sus agallas y liderazgo, al final como la historia misma, los cambios los escribimos los anónimos con nuestras pequeñas acciones.
Saingy rehefa miresaka momba ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra isika, tsy miresaka fotsiny mikasika ny bilaogy. Ernesto Priego dia mampahatsiahy antsika momba izay ao anatin'ity lahatsoratra ity “On Hero Reports and Civic Media” [7] [es] (momba Ireo Tatitry ny Mahery Fo sy ny Mediam-bahoaka), navoakan'ny #SinLugar:
la instancia más exitosa de este proyecto ha sido precisamente el implementado en Ciudad Juárez, y que se conoce en español como Crónicas de héroes [8]. Mediante una campaña de difusión y de integración-compromiso público, el equipo dirigido por Yesica Guerra [9], trabajando con Tec Milenio, Tec. de Monterrey campus Juárez, IADA, Preparatoria Allende, Uniendo Esfuerzos por Juárez, ha animado a ciudadanos a reportar casos de “heroísmo” cívico, geolocalizándolos y visualizándolos en un mapa interactivo.
Ary dia i Yesica Guerra indrindra koa, izay avy amin'ny bilaoginy ihany ao amin'ny Center for Civic Media (Foibe ho an'ny Fampahalalam-Baovaon'Olon-tsotra) no miteny [11] amintsika fa ny Crónicas de héroes [8] [es] dia hiakatra zana-tohatra iray ato ho ato:
Amin'izao fotoana, ny CRÓNICAS DE HÉROES dia mitrandraka kianja vaovao, mitetika ny hanomboka tetikasa iarahanà firenena roa amin'iny sisintany Etazonia/Meksika iny, hanandrana hampiray tanàna ho mpirahavavy any amin'ireo faritra ireo. […] Ny fifanolanana misy amin'izao fotoana any amin'ireo tanàna Meksikana sy ny fiparitadritahan'ireo tanàna mpirahavavy manamorona ny sisintany dia zavatra tsy tokony ho tsinontsinoavina. Na izany aza, ny tsy fifantohana afa-tsy amin'izay miiba sy zavatra ratsy miseho any amin'ireny faritra ireny, dia misintona ny ezaka andavanandro ataon'ny olon-tsotra hifotetaka amin'ny tany, ary dia voasakantsakana ny mety ho vokatra miabo tokony hisy.
Ao anatin'ilay bilaogy malaza Vivir México, Ismael Flores dia mampahafantatra [12] [es] fandraisana andraikitra hafa avy amin'olon-tsotra mifandraika amin'ny resaka fanaovana gazety sy ny mpifindra monina:
En La Plaza [13] —blog albergado dentro del sitio web del periódico Los Angeles Times [14]—, varios periodistas contribuyen con artículos de análisis y opinión […] Este es el caso de Daniel Hernández [15], quien en su artículo Internal migration flows below the radar in Mexico [16] […] explora la migración interna en nuestro país a partir de una visita que realiza a la ciudad de Querétaro. […] Mexodus [17], (es) un proyecto de colaboración periodística realizado entre universidades norteamericanas y mexicanas. En él, estudiantes de periodismo de ambos lados de la frontera se entregan a la labor de documentar la migración de familias enteras desde Ciudad Juárez hacia los Estados Unidos u otros estados más seguros de México —como Querétaro.
Mariel García Montes avy amin'ny bilaogy Thought Experiment #45,730,944 dia mampahatsiahy antsika ny fomba hafa ampiasàn'ny olon-tsotra ny mediam-bahoaka ao anatin'ilay lahatsoratra hoe Los “tweets” que arruinaron la fiesta [18] [es] (Ireo”bitsika” nanimba ny fety)::
El 15 y el 16 de septiembre de 2010, México celebró el aniversario número 200 del inicio de su guerra de independencia. […] En la primaria, cuando eres un niño mexicano, aprendes que puedes estar orgulloso de México porque logró organizarse y luchar por la independencia de España. Es independiente. Tú eres independiente. ¡Come! [19]¡Celebra! [20] […] Mientras lees esto, […] Hay un pueblo en el que la gente revisa las redes sociales en línea para ver información sobre balaceras antes de salir al trabajo para saber qué caminos deben ser evitados. Para estas personas, 200 años no importan “sólo porque sí”. […] Si miras de cerca las publicaciones en línea sobre esta celebración, puedes oír mil reflexiones que sucedían en cada minuto de la fiesta. ¿Deberíamos estar celebrando en un año en el que la guerra contra el narcotráfico ha alcanzado su punto más sangriento? ¿Es seguro celebrar, ahora que sabemos que el narco está dispuesto a atacar a los civiles como una respuesta dirigida al gobierno? […] “No hay nada que celebrar”
Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny tatitray manokana momba ny Adin'ny Meksika amin'ny Zava-mahadomelina [1].