Tantara tamin'ny 24 Jolay 2011
Pero: Fiainan'ny Indizeny Amazoniana ahiana hopotehin'ny Mpitrandraka Solitany
Lahatsary fampahafantarana mandritra ny ora iray, mampiseho ny fiainana nentim-paharazana an'ireo mponina ao Amazonia, sy ny fomba fiveloman'izy ireo izay ahiana ho potiky ny fitrandrahana solitany sy ny fambolena zavatra...
Armenia: Korontana taorian'ny fanamarihan'ny lehiben'ny mpitondra fivavahana
Andro vitsy monja taorian'ilay tati-baovao milaza an'i Karekin II, mpitarika ny Fiangonana Masina Apostolika Armeniana, izay nilaza fa tsy hitany izay hanaovana ireo monasitera sy fiangonana miorina any amin'ny faritra...
Iran: Haromotana amin'ny tsangambato niorina nialoha ny vanim-potoana Islamika
Hita taratra fa na dia ny tsangambato aza any Iran dia karazany voantohintohina. Antony ara-pivavahana no taratra ho ambadiky ny halatra sy famotehana ny "tsangambato"n'ny olomangam-pirenena vita amin'ny varahina miorina ao an-tanàna.