Tantara tamin'ny 23 Jona 2011
Ny mpiara-manorina ny Global Voices no hitarika ny Ivotoerana ho amin'ny Media Sivika ao amin'ny MIT
Mpiara-manorina ny Global Voices sady sakaiza hatry ny ela ao amin'ny Anjerimanontolon'i Harvard ao amin'ny Berkman Center for Internet and Society [Ivotoerana Berkman ho amin'ny Aterineto sy ny Fiarahamonina], notendrena...
Syria: Nandao Ny Orinasany Ny Rahalahin'i Al Assad Fa Hanao Asa Soa.
Ny 16 Jona, ankatoky ny Zomam-pihetsiketsehana vaovao tao Syria, nanambara ny fahitalavi-panjakana Syriana fa handao ny orinasany ilay mpandraharaha Rami Makhlouf, 41 taona, ka hiditra amin’ny asa fanasoavana. Nasser H....
Zeorzia: Governemanta 2.0
Amin'ny fananana mpisera Facebook 621.640 ao amin'ny firenena, Zeorzia no tafiditra lalina indrindra amin'ity valantserasera ity eo amin'ny faritra. Miezaka ny hahazo ny olona an-tserasera ankehitriny ny sampandraharaham-panjakana sy ny manam-pahefana.