Filipina: Mpanoratra tantara voahoso-potaka taminà fakàn-tahaka

Alfred “Krip” Yuson, mpanoratra tantara Filipiana nahazo mari-pankasitrahana, voatonotonona tamin’ny fakàn-tahaka lahatsoratrin’ny toeram-pandraharahana izay feheziny tao amin’ny toeran-pandraharana fironana vaovao iray. Ity farany dia tratra nangalatra andian-dahatsoratra  tao amin’ny Rogue Magazine sports   izay nosoratan'i  Rey Joble ho an’ny GMA News Online.Izany no  fiampangana ampahibemaso voalohany nataon’ny mpibitsika ara-panatanjahan-tena Jaemark Tordsecilla ny Fire Quinito.

Alfred “Krip” Yuson, an award-winning Filipino novelist, achieved notoriety for allegedly plagiarizing an article by his subordinate in a mainstream news agency. The renowned writer was caught lifting whole passages in a Rogue Magazine sports article from a report by Rey Joble for GMA News Online. This was first brought into public scrutiny by sports blogger Jaemark Tordecilla of Fire Quinito.

Nihaiky ny zavatra nataony i Yuson ka nandefa mailaka fifonana tany amin’i  Torcedilla ary ny izao manaraka izao ny ampahan-dahatsoratra hoan’ny gazetim-panjakana: ka nampiarahany tamin’ny teny fohy fifonana hoe:

Mety diso fihevitra aho hatramin’izay nanoratako indray Mety diso vakiraokan’i Rey Joble hoan’ny GMA ireo vaovao ao anaty aterineto , mba anisan’ny nanoratra tamin’iny aho. Tsy mitombina zany, tokony nomeko dia eny mialoha ny volan’i Rey tamin’ilay vakiraoka.
Tsy mitombina zany, tokony nomeko dia eny mialoha ny volan’i Rey tamin’ilay vakiraoka.
Fantatro fa tsy maintsy  hifafa ny kihoko aho- tamin’ny fidirana ho isan’ireo nanao fangalan-tahaka.Hijinja ny nataoko aho .

Ngamba efa osa ka tsy misy  ilana ahy intsony,  efa trotraka angamba, efa tonga amiko koa angamba ny fetra farany.

…natsahatra ny asa fototra sy fijanonan-tsoratra  hoan’i Rey Joble sy GMANews”online”  niniako natao ny fanamarihana lehibe tahaka ny fikoafana.Noheveriko hampiasaina amin’ny fomba rehetra ireo vola niverina,raha namita ny fialan-tsiny hoan’i Rogue aho. Tsy izany anefa no niseho ary zay no tena adisoako.

Ny Radikal Chick Nitsikera fa ny nataon’i Yuson no mamoha fahafahana ireo asa-soratra  sy fanontana  tsy ara-dalàna any Filipina:
ny fahalalana ny fetra farany, lasa nitaky fotoana, eo amin’ny fanoratana (sy fanotana) izay navoakan’i Yuson. Izay toa hafahafa amiko— mahagaga! — fialantsiny no azony natao, tahaka ny mpianatra tsy nahomby manao taratasy fiala-tsiny noho ny tsy fahatratrarana fotoana farany, tsy azo ekena mihitsy satria efa amin’ny tontolon’olon-dehibe amin’ny an-kapobeny,ary indrindra  ireo lehibe manoratra hoan’ny fivelomana manokana.
fialantsiny no azony natao, tahaka ny mpianatra tsy nahomba manao taratasy fiala-tsiny noho ny tsy fahatratrarana fotoana farany, tsy azo ekena mihitsy satria efa amin’ny tontolon’olon-dehibe amin’ny an-kapobeny,ary indrindra  ireo lehibe manoratra hoan’ny fivelomana manokana.

Ny foibe na haino-manjery mpahafahana sy ny tompon’andraikitrany fiala-tsiny maivan’iYuson Nilaza hoe manome rariny ny fangalan-tahaka amin’ny fanomezana hevi-diso ” ny fampiasana ampahany  ny asan’olona izay nahitsy manao ny mpanitsy ho isan’ny mpanoratra izay nahitsiny “:”fa ny fampiasana ampahany  ny asan’olona izay nahitsy manao ny mpanitsy ho isan’ny mpanoratra izay nahitsiny “:

Fifonana indray mandeha dia ampy; fa tsy fialantsiny be dia be. Ary tsy mitombina izany “ raha avy amina fananaovan- gazety,” ““misy miseho tahaka ny fijery malalaka ny fibeazana tsara,””.  Ny ala- tahaka dia ala-tahaka,  Raha  atao amin’ny sehatra akademika, ao amin’ny takelan-gazety, amin’ny radio sy fahita lavitra , na ao anaty aterineto..

Ny fanambarana manokana tamin'ny alalan'ny “online ” ny fahaiza-miteny isan’andininy ny hakanton’ny fiarahamonina nanontany ny fomba nahatsapan’i Yuson raha nomena ny fatram-panafodiny:

Teo i Yuson no nahafantatra fa nokakerin’ny ambokely tiany izy tamin’ny nagalàny tahaka ny asa sorany  mba “ ivoarany hatrany hatrany// eo amin’ny zava-kanto” [1], hanaiky ve izy ny amin’io mpianatra io izay niandry ny hinoantsika izao antsanga tsy aman’orana lazainy rehetra izao?sa kosa ve dia tena hiantehatra amin’ireo harena ara-kolotoraly nananany i Yuson tahaka ny olo-meloka mpanefoefo iray izay miantehitra amin’ny volany mba hivoahany any am-ponja?

Tao amin'ny famaliana ny famelabelarana tena izy nataony sy ny fanambaran’i Yson ny fifonany,dia niteny toy izao  i Toredecilla:

Ny zavatra mampalahelo dia olona maro , ary anisan’izany ny tenako,no vonona ny hamela fotsiny an’i Yuson hanavo-tena taorian’ity raharaha ity.Ankoatra izany,dia izy io mpanoratra hajaina io, ary tsy efa novakiantsika rehetra ve– na farafaharatsiny efa mba mody namaky– “The Great Philippine Jungle Energy Café” na « ny ala mikitroka be angovo kafen’ i Filipina»avy any amin’ny oniversite?
Kanefa ny lahatsoratra an-gazety tamin’ity maraina ity, nivadika tamin’ ny fanaratsiany ho an’ny mpamaky ny lahatsorany i Yuson ; izay noeritreretiny ho tena tsy ampy saina ka hividy ny resaka tsy manjary izay ataony. Tsy afaka ny hamela an’i Krip Yuson hiala fotsiny amin’izao indray isika, sa tsy izany?

Feno avonavona ny lahatsoratra –niala taminy moramora niaraka tamin’ny fandikan-dalàna ny avonavon’Yuson noho ny maha izy azy sy ny zava- bitany–Ny fitovian’ireo avonavona no nampiheritreritra azy fa afaka hiala miaraka amin’ny fangalan-tahaka ny asan’i Rey Joble ho an’ny lahatsoratra soratany ao amin’ny Rogue Magazine .

Niblaogy i Stuart-Santiago nandritra izany fotoana izany fa miharihary ny fahafaha- miain’ireo tsy maty manota eo amin’ny firenena manoloana ny fanaovana  hala-tahaka manafitohina raha ny fironan’ny ankamaroan’ireo filazam-baovao sy ny kolontsaina vohizina no jerena  izay manao hoe:tena mora ny   “mamela heloka sy manadino” na « forgive and forget »:

Nanontany indray aho noho izany: Raha avela hanoy ohatran’ny ny hoe tsy nisy na inona na inona nitranga i Krip Yuson ,milaza inona amin’ny ankamaroan’ireo mpilaza vaoavaontsika, ny fampianarana ambonintsika,ary ny hai-soratra ara-kolotoralintsika izany? toy ny famelana heloka ny hala-tahaka nataona mpanoratra  tena malza.” microcosm an’nymacrocosm?” Raha toa ka afaka nitsoaka tamin’ny fangalam-bola tsy ara-dalana mahakasika ny voanio i danding cojuango,raha toa ka afa-niala tamin’ny halatra sy ny fanitsakitsahana zon’olombelona ny Marcoses,raha toa ka afa-nandositra tamin’ny fisolokiana zezika i Jocjoc bolante raha toa ka voatazona tamin’ny  hello-garci sy ny « extrajudicial killings » raha toa ka afa-nitsoaka tamin’ny  hacienda luisita i aquinos, raha toa ka afa-niala ny firaisana tsikombakomba sy fangalan-tahaka ny fitsarana faratampony, raha toa ka afa-niala tamin’ny lainga ny fananahana sy fiterahana ny Eveka, ,raha toa ka afa-nitsoaka tamin’ny famonoan-tena i angelo reyes, koa nahoana no tsy afaka i krip yuson amin’ny alalan’ny fangalan-tahaka?

taratasy nisokatra open letter iray nivezivezy « online » nanao fihaikana “Philippine writing community”na ny fikambanan’ny mpanoratra ao Filipina nijoro hanohitra ny fangalan-tahak’i Yuson.  Tamin’izany,iny trangan-javatra iny no nampiseho hoe :filazam-baovao toy inona no afaka manara-maso sy mandanjalanja ny filazam-baovao taloha. Ary farany, the ny fahatafitohinana nateraky ny fangalan-tahaka nataony diananala Azy tamin'ny toerana maha Mpanoratra Azy tao GMA ny vaovao ao amin'ny aterineto.

Laharan-tsary ho an'ny thumbnail avy amin’ny ivo-pamoronana hay raha, Oniversitean’i KwaZulu-Natal

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.