Ho an'ireo mpidoroka zava-mahadomelina, mitondra fiovana azo tsapain-tanana eo amin'ny fiainany ny fitsaboana amin'ny alalan'ny fanoloana [izay iankinana]. Ny fiverenana amin'ny fiainana mahazatra taorian'ny fahazarana mampiasa tsindrona zava-mahadomelina teo amin'ny fiainana, dia mitaky fiovana tsy eo anivon'ny fomba fiaina ihany fa fiovana koa eo anivon'ny toe-tsaina. Tokony hihevitra indray ny momba ny fiainany, ny toerana misy azy eo amin'ny fiaraha-monina, ny fifandraisany amin'ny hafa ny marary. Ho an'ny hafa kosa, iray amin'ireo fitaovana manampy amin'ny fandinihan-tena sy ny fizarana ny tahotra mbamin'ny ny ahiahy amin'ireo olona izay mitovy tranga amin'ny tena ny fanaovana bilaogy.
Mitantara betsaka ny traikefa mampiotam-po nananany mikasika ny fandraisany anjara tamin'ny tetikasa momba ny fampihenana ny loza ara-pahasalamana ireo bilaogera niankin-doha tamin'ny zava-mahadomelina ao amin'ny Fikambanan'ireo mpiaro ny fitsaboam-pisoloana ao Okraina. Ity ohatra iray tamin'ny lahatsoratra an'i CHE ZET mipetraka ao Tchernihiv:
Как-то в марте прошлого года были мы в Днепропетровске на тренинге “Как выявить лидеров и создать эффективную команду”. Помню, очень тогда зацепили, затронули за живое слова, сказанные на прощание нашим тренером Сергеем Маковеевым из Донецка. Не берусь процитировать дословно, … но краткий смысл был примерно такой: “приятно удивлен; не ожидал встретить среди ЗТ-шников таких себе вполне адекватных, вменяемых и даже интересных людей, а не овощную грядку”.
Похвала всегда приятна, и все же эти слова заставили крепко задуматься, ведь уже не раз приходилось слышать о нашем брате нелестное. Типа … с тех пор как пришли на ЗТ, потеряли задор и вообще всякий интерес к жизни, успокоились и стали похожи на невзрачные сорняки, скучные, угрюмые и бесполезные. …Да, порой бывало ощущение, что ты проснулся, а жизнь проносится мимо; и ты стоишь на обочине растеряным аутсайдером, чувствуя себя какой-то развалиной.. Неторчалые друзья-товарищи бравируют своими достижениями, успешностью, а ты…в лучшем случае слушаешь с интересом спортивного болельщика, правда из другой лиги: похвастать ведь особо и нечем…отсюда заниженная самооценка и перманентная депрессия. Кажется, можно опустить руки и голову повесить,… И тут понимаешь, что ты выбрался из наркоклоаки неспроста; значит кто-то там наверху тебя любит и жизнь твоя не бессмысленна! И значит грех угаснуть, спиться или снова сторчаться, и не использовать свой шанс. А если так, то придется много работать над собой, преодолевать многое закоснелое годами, через нехочу-неумею. Да, нелегко преодолеть свою лень и инерцию, но никто и не говорил, что будет просто!
Esenin nilazalaza ny fihetsehampony manoloana ny lahatsoratra izay midera vehivavy iray nahomby tanteraka tamin'ny fialana amin'ny zava-mahadomelina tsy nisy fanampian'ny tetikasa ho fampihenana ny loza ara-pahasalamana. Nanamarika izy hoe:
Читали статью в русской прессе «Метадол-это для бессильных, а я это пересилила!».
[…]
Зацепило сначала. Значит, если мы на программе, значит мы бессильные, слабые, ни на что не годные? Хотелось сразу начать отписывать комментарии, что, нет, мы еще – ого-го! Посмотрите на себя! Болезнь так просто не проходит! ….
Но .. я задумалась- А может есть в этом какая-то правда? Может этой женщине … можно реально позавидовать? Она пересилила. И, представь, какой запас силы она чувствует и как по-другому может рассчитывать на себя?
[…]
Я знаю одно, я сильная по определению. Так должно быть. Пускай сегодня я не могу ответить на все вопросы, пускай сегодня я боюсь остаться на едине сама с собой без программы, пускай для кого-то я буду бессильной! Но я говорю спасибо своей судьбе …за то, что я жива, за то, что не нуждаюсь в чьей-то постоянной опеке. Я могу сама размышлять, двигаться, […] Настолько зыбки эти ступеньки возвращения в жизнь! Мы благодарны за программу, постоянно стараемся всех убедить, уговорить- поймите, не трогайте, это наш спасательный круг!
Toy izao no voavakiko tamin'ny gazety Rosiana ‘Natao ho an'ny malemy ny méthanol kanefa nahavita nandresy izany aho!’.
[…]
Voalohany nanohina ahy izany. Fa raha tafiditra ao anatin'ny tetikasa isika, dia tsy mahavita azy, osa ary tsy misy ilàna azy. Voalohany indrindra, nikasa hamoaka fanehoan-kevitra aho hilaza fa tsy marina izany. Jereo ny tenanareo! Tsy afaka hanjavona tampoka ny aretina …
Kanefa …nanomboka nieritreritra tsara aho. Angamba mety misy antony izany ? Angamba mety mialona ilay vehivavy aho? Nahavita izy. Nieritreritra izy fa manana hery ary raha velarina dia natoky tena.
[…]
Fa zavatra iray no fantatro, mahery koa aho. Tokony ho toy izany ny fandehan-javatra. Ekena, tsy afaka hamaly ny fanontaniana rehetra aho anio, ankehitriny, matahotra aho raha ny tenako irery tsy miaraka amin'ilay tetikasa ka mihevitra ahy ho tsy mahavita azy ny sasany! Kanefa na dia izany aza, afapo amin'ny anjarako aho… fa mbola velona ka tsy mila na iza na iza hikarakara ahy isan'andro. Afaka mandinika ary miasa irery aho […]Mihozongozona ny tohatra mankany amin'ny fiainana tsotra! Mankasitra ny tetikasa izahay ary hiezaka mandrakariva hanazava sy handresy lahatra ny vahoaka manodidina anay– mba fantaro izany azafady, izany ny fiainanay ! Aza kitikitihina !