Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

17 Mey 2011

Tantara tamin'ny 17 Mey 2011

Oganda: Nolokoin'ny Polisy Mavokely Ireo Mpanao Hetsi-panoherana

Nanao valin-kafatra ho an'ireo hetsi-panoherana Walk to Work nisy tato anatin'ny roa volana farany ny polisy Ogande, tamin'ny entona mndatsa-dranomaso sy tifitra tamin'ny bala tena izy. Nandritra ny hetsika iray natao tamin'ny Talata lasa teo, fomba hafa indray no nampiharin-dry zareo, tifitra rano miloko mavokely mankany amin'ireo mpanao fihetsiketsehana izay...

Filipina: Gadra Politika Manoratra Diary Avy Any Am-Ponja ao Anaty Aterineto

Nanangana bilaogy iray handraketana ny fiainany any am-ponja sy ny eritreriny ny mpanakanto Filipiana iray, mpanao gazety sy mafàna fo izay notazonin'ireo manampahefana ao Philippines am-ponja. Ny fianakaviany, ny namany, ireo mpanakanto mpiara-miasa aminy sy mpanoratra avy amin'ny fiarahamonina sivily koa dia nampiasa ny vohikala ho fanentanana ny amin'ny hamotsorana...