Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

06 Mey 2011

Tantara tamin'ny 06 Mey 2011

Syria: Tatitra momba ny Fahatapahan'ny Fifandraisan-davitra, Fihetsiketseham-pahatezerana

Mpisera Twitter ao Syria no nitatitra fa  nisy fahatapahana ny fifandraisan-davitra aterineto fitondra androany, mbola mitohy hatrany ny fihetsiketsehana manerana ny firenena Furious Syrian nitatitra hoe: Nihena ny fampiasana aterineto fitondra sy ny fandrakofana 3G manokana ao #Syria. Ny roa sy ny mpandraharaha momba ny finday ihany no an'i cousin...