Mpanoratra Sy Mpandika Teny Asongadina: Asteris Masouras

Ao anatin'ny akanjo bàny tsara tarehy avy amin'ny Glolab Voices,  Asteris Masouras, mpanoratra sady mpandika teny, dia miresaka [Ang.] momba ny nanombohany nanoratra ho an'ny vohikala. Monina any Thessaloniki, Gresy, Asteris dia nanoratra ho an'ny Global Voices hatramin'ny 2008, mikasika an'i Gresy fireneny sy lohahevitra maro hafa eran'izao tontolo izao. Fanampin'izay, izy dia isan'ireo mpandika teny fototra ho an'ny vohikalantsika niforona tsy ela akory izay, ny Global Voices amin'ny fiteny Greek. Azonao arahana ao amin'ny Twitter izy (@asteris) ary azonao atao ny mamalky ny bilaoginy eto.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.