- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosia: Saripikan'i Moskoa, nanodidina ny taona 1931

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Saripika, Tantara, Zavakanto & Kolontsaina, Akon'ny RuNet

Mpisera LJ nikolas11 no mizara [1] [ru] sary vitsy mpanana ahitana an'i Moskoa nanodidina ny taona 1931 nopihan'i Branson DeCou [2], Mpivezivezin'ny taonjato XX sy mpaka sary. Sary nolokoina tanana mamelatra ny renivohitra Rosiana roa taona taorian'ny “Fiolahana Lehibe [3]” ary nialoha ny nandravan'ny Bolshevika ny fiangonana maro tao Moskoa.