- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria: Misiokantsera ny fifidianana ho solombavambahoaka 2011

Sokajy: Afrika Mainty, Nizeria, Fifidianana, Politika

Miresaka momba ny fifidianana solombavambahoaka tanterahina amin'izao fotoana [9 avrily 2011], raha tokony notanterahina tamin'ny 2 avrily 2001 izany, amin'ny alalan'ny fampiasana tenifototra #NigeriaDecides ny Nizeriana antsera [online].


@dejigbenro
:

Voting comences, turn out is impresive. #Nigeriadecides http://plixi.com/p/90828803

Manomboka ny fandrotsaham-bato, mahavalalanina ny fandraisana anjara. #Nigeriadecides http://plixi.com/p/90828803

@llyotowo [1]:

Voting has commenced! The excitement is palpable! Larger number of women voters! #girlpower ! #Nigeriadecides

Nanomboka ny fifidianana! azo tspaintanana ny fientanentanana! maro ny vehivavy mpifidy! #girlpower ! #Nigeriadecides

@oluwafemipitan [2]:

A guys walks down my street ringing a bell & announcing that voting has commenced. The people have truly awoken! #NigeriaDecides

Misy tovolahy nidina teny an'arabe nampaneno lakolosy milaza fa nanomboka ny fifidianana. Efa tena nifoha tokoa ny olona! #NigeriaDecides

 

Newspaper vendor outside a polling station during the 2011 elections in Nigeria. Image by Flickr user ComSec (CC BY-NC 2.0). [3]

mpivaro-gazety ivelan-ny biraom-pifidianana 2011 ao Nizeria. Saripika mpisera Flickr ComSec (CC BY-NC 2.0).

@madayo [4]:

Naija culture in action: At my polling station, the eldest voters were allowed to cut the line http://twitpic.com/4ioz1k #nigeriadecides

Mihatra ny kolontsaina Naija: Ato amin'ny biraom-pifidianana misy ahy dia avela hisongona avy hatrany ny zokiolona http://twitpic.com/4ioz1k #nigeriadecides

@MsChika411 [5]:

They have hijacked the materials in Owerri Municipal and only allowing PDP people in the INEC office cc:@inecnigeria #nigeriadecides

Nahodin-dry zareo ny fitaovana ao amin'ny monisipalin'i Owerri ary ny mpifidin'ny PDP ihany no avelany hiditra ao amin'ny biraon'ny CENI cc:@inecnigeria #nigeriadecides

@purefoyCNN [6]:

Reports of ballot boxes being stolen and young men shooting in air at Ughelli, Delta #Nigeriadecides http://tumblr.com/x7f21tjyg9

tatitra filazana fa nisy nangalatra ny vatam-pifidianana sy tanora manao tifi-danitra ao Ughelli, Vinany #Nigeriadecides http://tumblr.com/x7f21tjyg9

@aaramz [7]:

The bomb detonated at Maidokiri polling unit. #NigeriaDecides

baomba nipoaka tao amin'ny biraom-pifidianana Maidokiri #NigeriaDecides

@4eyedmonk [8]:

60 voters turned up out of 800 on the register for accreditation at Idowu Martins, VI – Eye witness report #NigeriaDecides

mpifidy 60 amin'ny 800 voasoratra no efa nifidy tao Idowu Martins, VI tatitra vavolombelona #NigeriaDecides

@Tomi_Oladipo [9]:

Just got to Lekki. Lots of drama because voters name are still not on the list #NigeriaDecides

Vao avy tany Lekki. Maro ny olana fa maro tamin'ny mpifidy no mbola tsy tao anaty lisitra #NigeriaDecides 
@tutite4life
:

#nigeriadecides out of 786 that registered at unit 10 ward 12 ibadan north only 60 were accredited to vote. This is ridiculous in nigeria

#nigeriadecides amin'ny mpifidy voasoratra anarana 786 ao amin'ny vondrona 10 efitrano faha-12 ibadan avaratra dia 60 ihany no nahazo alalana hifidy. Vitsy loatra izany eto nizeria.


@arhyell
:

#NigeriaDecides- I ask that the whole world Prays 4 this country- we need Good Leaders, we need a transformation, we need one Nigeria #sobs

#NigeriaDecides miangavy ny tany manontolo aho hivavaka ho an'ity firenena ity – Mila mpitarika tsara izahay, mila fiofona, mila Nizeria iray
@aikayboy [10]:

According to @inecnigeria voting lines should be formed in 30 mins, but accreditation still goes on in a lot of centres. #NigeriaDecides

Araka an'i @inecnigeria dia tokony efa hiforona ao anatin'ny 30mn ny filaharana fa mbola mizotra any amin'ny foibem-pifidianana maro ny fisoratana anarana. #NigeriaDecides
@odemo [11]:

In malsandari area of Borno… 50 of the 100 presiding officers still awaiting ballot papers to get to them since 8am…#nigeriadecides

Any malsandari faritra Borno dia mbola miandry ny vatom-pifidianana hatramin'ny valo ora maraina ny filohan'ny biraom-pifidianana 50 amin'ny 100

@MsChika411 [5]:

They have hijacked the materials in Owerri Municipal and only allowing PDP people in the INEC office cc:@inecnigeria

Nahodin-dry zareo ny fitaovana ao amin'ny monisipalin'i Owerri ary ny mpifidin'ny PDP ihany no avelany hiditra ao amin'ny biraon'ny CENI cc:@inecnigeria #nigeriadecides

@JideAboderin
:

My PU in Alhaji Jimoh Str. off Adeniyi Jones. 334 people registered to Vote but only 48 came out to be accredited and vote. #NigeriaDecides

Ato amin'ny biraom-pifidianana misy ahy arabe Alhaji Jimoh birao Adeniyi Jones. 334 no nisoratra anarana saingy 48 ihany no voamarinsy nifidy #NigeriaDecides


@AyoBankole
:

Long queue as elderly,pregnant&YOUTHs wait under umbrellas in d sun to effect change #NigeriaDecides #iamLagos http://plixi.com/p/90834277

Filaharana lava ahatsapan'ny antitra, ny bevohoka ary ny tanora mielo ny fiovaovan'ny toetr'andro #NigeriaDecides #iamLagos http://plixi.com/p/90834277


@akinwalexy
:

Policeman at this polling station looks bored. Rather be at a checkpoint it seems. #NigeriaDecides

Tahaka ny leo ny fijery ilay polisy eto amin'ny biraom-pifidianana. Aleony angamba eny amin'ny toeram-pisavana. #NigeriaDecides

@dejigbenro [12]:

Former President, Chief Olusegun Obasanjo casting his vote. #Nigeriadecides http://plixi.com/p/90833904

Nandrotsa-bato ny filoha teo aloha ny sefo Olusegun Obasanjo. #Nigeriadecides http://plixi.com/p/90833904 [13]