Tantara tamin'ny 31 Marsa 2011
Venezoela: Mitombo ny tranga-na gripa AH1N1
Mandia fotoan-tsarotra hafa indray ny Venezoelana amin'izao fotoana izao; tonga ny gripa AH1N1, araka ny voalazan'ny minisitry ny fahasalamana avy amin'ny fitondrana revolisionera hita ao amin'ny pejy ofisialy dia niainga avy tany...
Rosia: Fampahalalam-baovao An-tserasera 2010-2011 Araka ny Hevitr'i Yandex.ru
Tatitra vaovao an'i Yandex.ru[ru] “Tontolon'ny Fampahalalam-baovao ny RuNet. Septambra 2010 – Janoary 2011″ nanoro-hevitra fa mandroso ny fampahalalam-baovao an-tserasera Rosiana saingy mbola lavitra ny lalana aleha mba hahalasa azy ho...
Tonizia: Voaraoka ny Minisitry ny Atitany, Tezitra ny Bilaogera
Tafintohina ireo bilaogera Toniziana tamin'ny fanesorana ny Minisitry ny Atitany vonjimaika Farhat Rajhi androany.Tamin'ny fihetsika tsy nampoizina, dia nosoloina an'i Hbib El-Seed izy. Nandritra ny fihetsiketsehana izay namely ny firenena...
Kolombia: Vondrom-Piarahamonina Indizena Miaro Ny Fahavitan-tena Ara-Tsakafony
Nanao dingana ho fiarovana ny fahavitan-tena ara-tsakafony ireo vondrom-piarahamonina Indizena any Kolombia. Tsy hoe fotsiny mampianatra ny mpiara-monina aminy hihinana izay novoleny teo an-jaridainany izy ireo, toy izay hividy sakafo lafo netina avy any ivelany, fa koa manohitra ny lalàna vaovao sy ny fameperana ny fahazoan'izy ireo manjifa ronono.