- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libya: Nitombo tao Misrata ny Helok'i Gadhafi.

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Libia, Ady & Fifandirana, Fanoherana, Politika, Vaovao Mafana

Ao anatin'ny tantaran'ny fandravana sy ny fiakaran'ny isan'ny maty, nifoha maraina ny olom-pirenena Libyana androany noho ny vaovao momba ny fahafahan'ny Zintan sy ny fandroahana ireo tafik'i  Gaddafi ao Addabiya. Nandritra izany, nanohy nijery ny zava-mahatsiravina sy ny habibiana mibaribary ao Misrata izao tontolo izao, izay mbola notohizan'ny tafik'i Gaddafi nandritra ny alina.

Indreto fitetezana ireo fihetseham-po tao amin'ny Twitter:

Libya 2 Martsa

Ao Zintan:

Tahaka ny mahita an'i Zintan afaka. Toa hisy vaovao mahafaly (efa voamarina) ihany koa avy any Misrata ato ho ato, ary Tombony azo any Ajdabiya.

  • theriverfed [1]

  • Hitahy ny vahoaka mahery fo any Zintan anie Andrimanitra. Miaraka amin'ny fanampian'ny daroka ataon'ny mpiara-dia ka miezaka manafaka ny tanànany indray. Misrata no inshallah manaraka.
  • [3] [4]

    ChangeInLibya [5]

  • #Zintan [7] noafahana indray! nitsoaka ireo mpandrava efan'i #Gaddaf i [8] ary namela fiara mifono vy sy fitaovam-piadina mahery vaika sasantsasany http://bit.ly/esP9oW [9] #Libya [10]

    [11] [12]

    Tripoli17Feb [13]

  • @osamasolieman [15]: Lehilahy naratra tao Zintan no nilaza ahy fa nomen'i #Gaddafi [8] vola 250,000 tsirairay mba hiady. Saingy nandà izy ireo #feb17 [16] #Libya [10]

    4libya [17]

  • #Zintan [7] efa zatra #Libya [10] tonga tao #Tunis [19] ireo tanora ary nilaza fa manana trano fametrahana fitaovam-piadiana ny milisin'i #Gadafi [20] eo akaikin'ny#Zintan [7] izay mety kendreny mba hiarovana ireo olo-tsotra.

    [21] [22]

    Liberty4Libya [23]

  • Tao Misrata:
  • Namono olona tao #Misrata [25] ny tafik”i #Gaddafi [8]. Mila mihetsika ny tafiky ny mpiara-dia (miangavy indrindra e) PLZ PLZ

    FreeLibyanman [26]

  • Mitohy ny famonoan'olona ao Misrata, tsy hisy ho tafajanona intsony rehefa avy eo #feb17 [16] #libya [28]

    NohaZayed [29]

  • Mbola tafihina foana i Misrata ary darohan'ny tafik'i Gadhafi baomba, mbola mitohy ny fanafihana ka mampanahy indrindra ny maha-olona #feb17 [16] #libya [28]

    NohaZayed [29]

  • saika madio ny tanàna ao #Alzzawia [32], tsy misy olona tsaboina..Ankehitriny, miaina izany toe-javatra izany koa i #Misrata [25], ka faly amin'izany ny#Erdogan [33].

    FreeLibyanman [26]

  • LPC: Niezaka nandefa mailaka tamin'ireo tafiky ny mpiara-dia ny vahoaka ao #Misrata [25] mba hijery miaraka ny fandrindrana ny tanjona ao Misrata -tsy nisy valiny || #Libya [10]

    [35] [36]

    Tripolitanian [37]

  • Raha voavono i #Khamis [39] zanaka lahin'ny MPAMONO OLONA, hanao HADALANA i#Gaddafi [8] ao #Libya [10] mba hamalifaty, handeha hifantoka amin'ny VONOAN OLONA ao #MISRATA [40].

    Almisryyy [41]

  • Tokony afaka mikendry tsara ny fiara mifono vy an'i #Gaddafi [8] ireo mpiara-dia, ao ivelan'ny faritra fonenana ao #Misrata [25] izany.

    Tripolitanian [37]

  • **Ireo kinga amin'ny fitifirana ao#Misrata [25], tsy misy volabe afaka hividy ny fandriampahalemana ho anao eto an-tany na any an-danitra ! #libya [28] #misrata [44] #curses [45]

    nighbee [46]

  • LPC #Misrata [25]: Niezaka nitondra kinga amin'ny fitifirana izahay mba hanakana azy ireo tsy hatory amin'ny alina. Vahaolana tsotra izany. #libya [28]

    [48] [49]

    feb17voices [50]

  • LPC #Misrata [25]: Niasa izahay mba hivoaka ny tanàna manodidina ireo tafik'i #Gaddafi [8] ao anatin'i #Misrata [25] (feo afaka fotoana fohy) #Libya [10]

    feb17voices [50]

  • Ny hitan'ny LPC (Anglisy) http://bit.ly/glvi8F [53] namaritra ireo toerana maromaro misy ny tafik'i #Gaddafi [8], anisan'izany#Misrata [25] #Libya [10]

    feb17voices [50]

  • Vaovao: Tsy mampiasa “anesthésie” ny mpitsabo ao amin'ny hopitaly Misrata. http://bit.ly/gcffFF [55] tsy misy fanafody manala fanaintainana #humanrights [56], #medicalethics [57]

  • Mahafantatra ny rehetra raha nalain'ny revolisionera indray ny hopitaly ao #Misrata [25]?

    [35] [60]

    Tripolitanian [37]

  • Ny tafik'i#Gaddafi [8] nanafika ny moské tao #Misrata-azafady [62] jerevo izany any amin'ny farany http://youtu.be/SQVeLelLYts [63] Tsy misy toerana hivavahana izay tokony ho kendrena 🙁

    Tripolitanian [37]

  • ampy ny 90 andro? “@NickKristof [65]: Tao Ajdabiya n Misrata, toa mandeha tsara ny ao anaty vahoaka ao #Libya [10]. Omeo ny mpikomy ny fotoana. Naka 10 herinandro ny tao Kosovo.”

    kasanmulyono [66]

  • Haza ho an'olona tsirairay i Libya, Ny “Afera Maloto” dia hampisaraka ireo #Libya [10] Atsinanana & Andrefana & manakana izany tsy hiseho ny ao #Misrata [25], TSAROVY NY TENIKO

    [68] [69]

    Almisryyy [41]