Tantara tamin'ny 23 Marsa 2011
Japana: Tetikasa ara-kolontsaina ho fiaraha-mientana noho ny horohorontany
Tetikasa ara-kolontsaina miisa telo mifandray no nivoitra vokatry ny fahasimbana naterak'ilay horohoron-tany sy ny tsunami (tondra-drano mahery vaika) izay nianjady ny faritry ny morondrano avaratr'i Japana tamin'ny zoma farany teo dia ny 11 Martsa, taona 2011 izany. Nanporisika ny olona izy ireo teo amin'ny asa ara-kolontsaina sy teo amin'ny famoronana sy fizarana sary famantarana entina hanampiana ireo niharam-boina.
Yemen: Vita koa ve i Ali Abdullah Saleh?
Fanadihadina manokana ataonay mikasika ny Fihetsiketsehana ao Yemen taona 2011 ity lahatsoratra ity. Andro nisiana rà mandrika ny 18 martsa hatramin'ny nisiana fihetsiketseham-panoherana tao Yemen, efa ho roa volana izay....
Costa Rica: Niresaka ny telegrama Wikileaks ireo mpiserasera
Volana maromaro izay no efa nodiavina raha natobak'i Wikileaks tamin'ny fahalalam-baovao ireo telegrama diplomatika ahitana votoaty politika sy sosialin'ny firenana maro manerana ny tany. Ny gazety La Nación [es] an'ny...