- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

India: Ny Lokon'ny Holi (Fetibe Hindu)

Sokajy: Azia Atsimo, India, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

Anatin'izao oran'ny fisavoritahana izao, angamba mba mila firavoravoana kely izao tontolo izao, ary inona no tsara indrindra miohatra amin'ny loko marevaka sy manjelatry ny Holi [1], ny fetin'ny lohataona, ho fanavaozana ny faniriantsika, ny fanantenana ary ny fifaliana.

Inty sary vitsivitsy avy amin'izany fetibe marevaka izany, lalaovina miaraka amin'ny fihetsika manerana an'i India.

Let there be color [2] Sary Flickr avy amin'i Prem Anandh [2], nampiasàna ny CC BY-NC-SA 2.0

Holi Festival Pune India 2011-12 [3]Sary Flickr avy amin'i Anand Nav [3] nampiasàna ny CC BY-SA 2.0

Holi Hai! [4] Sary Flickr avy amin'i Komail.Naqvi [5], nampiasàna ny CC BY NC-ND-2.0

Holi [6]Sary Flickr avy amin'i pixelfrenzy [7], nampiasàna ny CC BY-NC-SA 2.0