India: Ny Lokon'ny Holi (Fetibe Hindu)

Anatin'izao oran'ny fisavoritahana izao, angamba mba mila firavoravoana kely izao tontolo izao, ary inona no tsara indrindra miohatra amin'ny loko marevaka sy manjelatry ny Holi, ny fetin'ny lohataona, ho fanavaozana ny faniriantsika, ny fanantenana ary ny fifaliana.

Inty sary vitsivitsy avy amin'izany fetibe marevaka izany, lalaovina miaraka amin'ny fihetsika manerana an'i India.

Let there be color Sary Flickr avy amin'i Prem Anandh, nampiasàna ny CC BY-NC-SA 2.0

Holi Festival Pune India 2011-12Sary Flickr avy amin'i Anand Nav nampiasàna ny CC BY-SA 2.0

Holi Hai! Sary Flickr avy amin'i Komail.Naqvi, nampiasàna ny CC BY NC-ND-2.0

HoliSary Flickr avy amin'i pixelfrenzy, nampiasàna ny CC BY-NC-SA 2.0

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.