- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria: Tetikasa “Mitsangàna Naija 2011″ [StandUp Naija]

Sokajy: Afrika Mainty, Nizeria, Fifidianana, Politika

Amin'ny 9 aprily 2011 ny fifidianana Filoha Nizeriana [1]. Inona no antenain'ny mpifidy Nizeriana? Karazana horonan-tsarimihetsika manana ny lanjany tokoa ny Mitsangàna Naija [2] izay manasongadina ny hetahetan’ ny ankamaroan'ny Nizeriana salantsalany sy ny tokony asongadin'ny tontolo politika hatolony amin'ny fifidianana  2011. Tetikasa nataon'ny The Nigeria Leadership Initiative [3](NLI)  ny StandUp Naija.

Asa:

Fampianarana:

Herinaratra:

Fahasalamana: