Nizeria: Tetikasa “Mitsangàna Naija 2011″ [StandUp Naija]

Amin'ny 9 aprily 2011 ny fifidianana Filoha Nizeriana. Inona no antenain'ny mpifidy Nizeriana? Karazana horonan-tsarimihetsika manana ny lanjany tokoa ny Mitsangàna Naija izay manasongadina ny hetahetan’ ny ankamaroan'ny Nizeriana salantsalany sy ny tokony asongadin'ny tontolo politika hatolony amin'ny fifidianana  2011. Tetikasa nataon'ny The Nigeria Leadership Initiative (NLI)  ny StandUp Naija.

Asa:

Fampianarana:

Herinaratra:

Fahasalamana:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.