Ampahany amin'ny fandrakofanay manokana ny Horohorontany Japan 2011 ity lahatsoratra ity.
Ny feo mahazatra amin'ny rafitra fanairana alohan'ny horohorontany any Japana (緊急地震速報 Kinkyū Jishin Sokuhō) dia lasa miraikitra any an-dohan'ny mponina noho ny fandefasana izany matetika ao amin'ny fahitalavitra sy ireo fanairana any amin'ny finday, satria mbola mitohy ireo horohorontany madinidinika mandritra ireo andro vitsy taorian'ilay horohorontany tena goavan’ny 11 Martsa 2011. Alefa segondra vitsivitsy alohan'ny fihozongozonana ilay fanairana:
Ny Masoivoho Miandraikitra ny Toetrandro any Japana no miantoka ny fandefasana io fanairana io:
Ny rafitra Fanairana alohan'ny horohorontany dia manome filazalazana mialoha ny mety ho hery sy ny fotoana hitrangan'ilay horohorontany. Mifototra amin'ny fanadihadiana mailaka momba ny foibe sy ny haavon'ny herin'ity horohorontany ity avy amin'ny alalan'ireo rakitra azo avy amin'ny fitaovana fanarahamaso ny horohorontany eo akaikin'ny foibeny ireny vinavina ireny.
Natao mba hitandroana ny mety ho fahasimbana hateraky ny horohorontany ny Fanairana Alohan'ny Horohorontany amin'ny fametrahana ireo fepetra tahaka ny fanomezana baiko ireo fiarandalamby mba handeha mora, fanaraha-maso ireo ascenseurs mba hialàna amin'ny loza sy ny famelana ny mponina mba hiaro tena haingana amin'ireo tontolo manodidina samihafa, tahaka ny ozinina, birao, trano sy ireo akaiky hantsana.
Manomboka manimba ny sain'ny mponina izany fanairana izany, tahaka ireto tsikera hita amin'ny fitoraham-bilaogy kiritika ao amin'ny Twitter ireto:
@murashan: 緊急地震速報がトラウマレベル
@fuhikoo: 地震速報関連の音がやばい怖い。なんなのあのやたら注意をひく不協和音は・・・
Mampifoha indray ny tsiaro izany feo izany ho an'i @UnConiglioNero:
速報がなるたび机にはいるんだけど…空襲警報みたいだ。食べ物確保したり、安否確認に苦労したり、デマが流れたり、ぜいたくは敵だムードだったり、おばあちゃんが昔語っていた戦時中の世界。うっかり先日保冷剤を捨ててしまい、何も捨てなかったおばあちゃんのもったいないスピリットを思い出す。
@NaokoBrigid dia manampina ny sofiny:
@NaokoBrigid: 怖い(>_< )(>_< )(>_< )地震警報(>_< )
Ireo fanairana amin'ny finday
Ireo tambajotran'ny finday dia nanome tolotra izay manaitra ireo finday isaky vantany vao misy ny Fanairana:
@masiro: 未だに緊急地震速報の音が怖くて、TVと携帯がダブルで鳴ると手が震えてしまうんだ。
@nico_okinawa: 疲れたあ・・。今もまた、長野県での地震速報。携帯に通知される音が、本当に「警報」という感じでビクッとする。起こってみると、震度はそれ程大きくなかったのだけれど、いつ、ドカンと大きな地震が起きるかホントに分からないからこの携帯の「警報音」が鳴る度にすごい気疲れをするように…
@mamamamadomado: 怖いよねあれ。うちの方、あの曲に加え、男声の低い機械音でジシンガキマスって言うんだ。( TДT) RT @highme_karan: それ間違いない。あの音怖い。RT @mio2mio: 緊急地震速報の音を、ドリフの退場するときの曲にかえてくれないかな。
Ity misy rindrambaiko iray ao amin'ny iPhone izay manome fanairana sahala amin'izany:
@kiske dia manome soso-kevitra malefadefaka kokoa ho an'ny sofina momba ‘ity Fanairana ity:
@kiske: 緊急地震速報のアレ恐いから ブライアン・イーノに新しいの頼んで
@kotetsu1968: そういえばさっき京急の中で一斉に緊急地震速報の音が色んな人の携帯から鳴っていた。凄い緊迫感だった。
@sheriii_m: 仕事中に今まで聞いたことのないような音がみんなの携帯から鳴った。地震速報でした。怯えるように仕事を続けたけど、みんな無事。生きてるってすばらしいね!
Ampahany amin'ny fandrakofanay manokana ny Horohorontany Japan 2011 ity lahatsoratra ity.