Ny Zoma 11 martsa 2011 tamin'ny 2:46:23 hariva (ora any an-toerana), horohorontany 8.9 amin'ny maridrefin'ny fihovitry ny tany no namely an'i Japana, horohorontany mahery vaika indrindra teo amin'ny tantaran'i Japana.
Indreto fitaovana an-tserasera sasany izay nampiasan'ny olona hifandraisana sy hanomezana vaovao:
- Mpitady olona ao amin'ny Google [1]
- Pejin'ny Facebook hizarana vaovao [2]
- Lahatsoratr'i [3] Gigazine [ja] ahitana pikan-tsary avy amin'ny efijery (capture d'écran) izay manazava hoe ahoana no atao raha handefa hafatra maika izay napetrak'ireo orinasa mikirakira ny finday mialoha.
Namorona ny tenifototra ny tontolon'ny Twitter Japoney #sendai [4] sy#jishin [5]. #prayforjapan [6] no nampiasaina mba andefasana vavaka any amin'ny tontolon'ny Twitter miteny anglisy.
Olona maro ao amin'ny Twitter no niezaka nitony ary nizara torohevitra, izay nifantoka indrindra tamin'ireo horohorontany efa niainana toy ny Horohorontany Lehibe tao Hanshin [7]Horohorontany tany Chuetsu [8].
@asahi_chousa [9]:
【拡散希望】電気屋さんからの忠告!です。 ただ今地震で停電している地帯の方はブレーカーを全て落として下さい。通電されたら小さなブレーカーを一つづつ入れて下さい。漏電ブレーカーが落ちるようでしたら、無理に入れず、電気事業者等に連絡をとって下さい。漏電による火災を防ぎましょう。
@take23asn [10]:
@take23asn 【タンスの下敷きになった人を助ける方法】タンスが頑丈なのは全面と上部、側面だけ。背の面は薄い板でできている。その薄い板を蹴破り、そこからすべての引き出しを抜き取る。そうすれば簡単にタンスを解体できる。
@Grpa_Horiuch [11]:
【 緊急 】 手話が必要な方に教えて上げてください。「目で聴くテレビ」でNHKのニュースに手話をつけて放送中。このURLから「緊急災害放送」をクリックしてください。 http://t.co/KQPhc1r #jishin #NHK
@hibijun [12]:
FMわぃわぃは多言語で地震・災害情報を放送中。インターネットでも聴けます。http://bit.ly/eaV16I%20 [13] 在日外国人の皆さんに伝えてください。 #saigai#eqjp #earthquake
@kuilne [14]
iPhoneの電池を少しでも長持ちさせる方法。
1.wifiを切る
2.位置情報サービスを切る
3.通知サービスを切る
4.Bluetoothを切る
5.画面の明るさを一番暗くする
6.余計なアプリを切る
@Tranquil_Dragon [15] ao Sendai, nandefa ny pikantsary tanefijery (capture d'écran) i Miyagi Prefectiora:
[16]
@wanchan11 nandefa sary nalaina tao amin'ny seranan'i Sendai izay dibo-drano [17]:
Horonan-tsary vitsivitsy tany Tokyo:
Fisaorana lehibe ho any ekipan'ny GV (Global Voices) Japana izay nanambatra ny heriny nandritra ny horohorontany mba hiara-hiasa amin'ny fandikana ity lahatsoratra ity.