Naka tahaka an'i Tonizia sy i Ejipta, nidina an-dalambe ny tanora Maraokana nanomboka ny 20 febroary mba hitaky fanovàna lalampanorenana izay hita ankehitriny fa manome fahefana feno ny Mpanjaka . Tamin'ny Alarobia, nanao ny lahateniny voalohany ho an'ny firenena ny Mpanjaka Mohammed VI hatramin'ny nisian'ny fihetsiketsehana mandàla ny demokrasia. Tsy niteny mivantana momba ny hetsika, fa nampanantena “fanovàna lalampanorenana mazava” sy fitsapakevi-bahoaka momba ny “fitsinjaram-paritra tsara,” mikendry izay hanomezana fahaleovantena tanteraka ny faritra manoloana ny governemanta izy –fanovàna izay araka ny filazany dia hiantoka ny fisaraham-pahefana sy fanamafisana ny andraikitry ny praiminisitra voafidy sy ny parlemanta.
Narahina akaiky tao amin'ny Twitter tamin'ny tenifototra #khitab ny kabariny , izay midika hoe kabary amin'ny teny Arabo. Ity kabary kely sy fanehoan-kevitra tao:
@citizenkayen: renforcement du role de la femme #khitab
@Lamialaz: Discours du Roi Mohamed VI : Régionalisation et Constitution. #khitab
@Takhouar: Machrou3iyat tatalou3at référence au #feb20 #khitab
Nilaza ihany koa ny Mpanjaka ny handraisany andraikitra amin'ny fizotry ny fanovàna mazava ny lalampanorenana, izay mifototra amin'ny fitsipika 7:
@mcherifi: #khitab RT @citizenkayen: refonte constitutionel complete: 1 identite nation auotur amazighia
@crowd42: #khitab : séparation des pouvoirs
@Hyperconnard: #khitab un nouveau gouvernement issu du parlement et 1er ministre issu uniquement du parti vainqueur
@citizenkayen: renforcer le role des partis et loposition aprlement et la soc civile #khitab
@Hyperconnard: #khitab lajnat mouraja3at dosstor.
@RedaBlog: et nous voilà, une autre commission… #khitab
@Takhouar: ASSEMBLEE CONSTITUTIONNELLE (non élue) présidée par Abdeltif Mennouni #khitab
@mounirbensalah: #khitab 1 projet de const avant juin 2011
Amin'ny ankapobeny dia fahafahampo ireo fanehoan-kevitra voalohany :
@DrSwEeToO: hadshi ki beshar bel kheir #Khitab
@meryemefaris: Milay! #khitab
@didacasa: Mahafa-po #khitab !
@: 3acha lmalik #khitab du siecle
@mounirbensalah: #khitab #feb20 a gagne
@YassBerraoui: HISTORIQUE #khitab
@ManusMacManus: Mitovy amin'ny rafi-pifidianana Britanika#Maroc #Feb20 #Khitab
Niantso fahamailoana kosa ny sasany:
@Hyperconnard: #khitab un discours assez vague. Des déclarations d'intention. De très belles intentions.
@Hyperconnard: #khitab le #feb20 mais aussi les soulèvements arabes ont servi a quelquechose au maroc
@abmoul: Si j'ai compris, la monarchie garde la main haute sur le processus de révision constitutionnelle. #khitab
@: le discours du Roi ne garantit rien. La vigilance est plus que jamais de mise.
Jereo ny tantara “Morocco: King's Speech Tweeted- Maraoka:Ny kabarin'ny Mpanjaka nalefa Tweet” ao amin'ny Storify: