Filipina: Didim-pitondrana mitaky taratasim-panafody raha hividy fimailo
Ny adihevitra nateraky ny volavolan-dàlana momba ny Fahasalaman'ny Fananahana dia mahaliana kokoa raha toa ka tsy lazaina hoe lasa dihy hafahafa, ny farany teamin'izany dia ny (didim-pitondrana) nolanian'ilay tanàna kely nandray dingana vaovao.
Tsy ny tanànanareo na barangay any Filipina no niavian'ilay didim-pitondrana niteraka adihevitra fa avy amin'ny tanàna kely iray, ao Ayala Alabang -izay toerana malaza fa itoeran'ny mpanao politika, ny Filoha taloha, ny olo malaza sy ny mpanankarena.

Ny didim-pitondrana momba ny fimailo vaovao avy amin'ny tanàna Ayala Alabang izay iadian-kevitra. Sarin'i Flickr nampiasa robertelyov (06/11/10).
Ny didim-pitondranan‘ilay tanàna dia mitondra ny lohateny hoe , “Fandaharana mitsinjo ny fiarovana ny zaza ao am-bohoka ao amin'ny farintanin'i Barangay Ayala-Alabang; ary nametraka sazy raha misy ny fandikana izany na amin'ny tanjona hafa aza.” Nolaniana izy io tamin'ny 3 Janoary 2011.
Raha fintinina, dia mametraka famerana amin'ny fivarotana sy fizarana ny fitaovana miaro amin'ny vohoka tsy niriana izay milaza ny etiketiny fa maha-afa-jaza , ary koa mitaky ny mponina mba hanana taratasy avy amin'ny dokotera raha hividy izany ao an-tanàna.
Tokony hahazo ny fanohanan'ireo manohitra ny didim-pitondrana ny volavolan-dalàna momba ny Fahasalaman'ny Fananahana, saingy ho an'ireo mponina ao an-tanàna Ayala Alabang – dia foto-kevitra manokana azy ireo izany- ary ny feon'ireo vahoaka dia manohana izany didim-pitondrana izany sady namoaka fihetsika mahaliana mahakasika izany izy ireo.
Ny mponina ao amin'ny tanànan'i Ayala Alabang sy ny mpihira malaza iray Lea Salonga dia naneho ny tsy fankàtoavany ny didim-pitondrana:
Raha namaky ny didim-pitondrana aho dia tena tezitra tokoa. Zo momba ny inona, atao lalàna ve sa zavatra hafa, misy olona hafa, na barangay miaraka ve, dia mampiasa izany samirery ao amin'ny efitrano? Tsy misy mahaloa-bava raha toa ka miresaka momba ny fananahana izaho sy ny vadiko, na koa hoe inona ny fitaovam-piarovana ho ampiasainay na tsy ho ampiasainay. Tsy tiako ny milaza izay zavatra ataoko, amin'ny ankapobeny…indrindra raha mahakasika ny fiainako manokana tahaka izao.
Nandà ny politikan’ ny didim-pitondrana izay ao am-pon'ireo tanana ny Vincenton Post :
Ny teny hoe “ arovy ny ain'ny reny sy ny zaza ao an-kibo hatrany am-piandohana ” dia fihatsaram-belatsihy tanteraka! Tsy misy “ny zaza ao an-kibo ” voaharo raha toa ka mbola hiresaka ny fampiasana fitaovam-piarovana isika. Ny fiarovana ny singa tsy misy dia tsy firaharahiana ireo izay misy. Izy ireo no misy, mivelona, miaina mba ho voaaro voalohany amin'ny areti-mifindra azo avy amin'ny firaisana ara nofo ary indrindra ny vohoka tsy niriana.
Nampatsiahy i Jam fa raha ny tena izy , dia mora ny fivezivezen'ny didim-pitsarana :
Izaho mieritreritra fa ity didy ity dia tsy ilaina. Tahaka ny hoe toerana mitokana i Brgy. Ayala Alabang. Afaka mividy fimailo any amin'ny mpivarotra ireo olona na aiza na aiza.
Mpandray anjara ao amin'ny ThePhillipines.PH dia nahita ny fitarihan'ny fiangonana katolika mahefa amin'ny fampanekena ny didim-pitondrana:
Hita ny tara-kevitra sisan'ny fiangonana katolika izay nitady voalohany nanaiky sy nampanan-kery ny didy araka ny hevitry ny sekretera misahana ny fahasalamana teo aloha Dr. Carmencita N. Reodric. Ho an'ny tanànan'i Ayala Alabang, ny didim-pitondran'izy ireo dia efa lany andro ka tsy azo ampiarina intsony raha eo amin'ny tontolon'ny saina vaovao mivelatra demokratika Kanefa ahoana no nanekena azy raha toa ka efa lany andro ny tetikasa? Misy zavatra tsy mazava ao; ny fiangonana katolika dia tena maharesy lahatra tokoa ireo kristianina mpanakarena ao Filipina.
Nitondra indray ny adihevitra momba ny volavolan-dalàna momba ny Fahasalaman'ny Fananahana i Ramatoa Imelda mba hijery hoe manao ahoana ny filan-kevitra ao Ayala Alabang :
Mikasika io volavolan-dalàna momba ny Fahasalaman'ny Fananahana io daholo ny resaka,izay araka ny hevitro dia tokony ho laniana. Raha miteny izy ireo hoe tsy manana zo hampiroborobo ny fampiasana ny fimailo ny fanjakana , dia tokony tsy manana zo hanakivy sy handrara izany koa izy. Manampy sy mampianatra ny olona amin'ny safidiny ny volavolan-dalànaa, ary mba hanatanteraka ny safidiny izay tiany, izay no andraikitry ny fanjakana.
Fanampin'ireo resaka ny momba ny lalàna henjana, ny lalam-panorenana sy ny andraikitry ny fanjakana , nametraka fanontaniana vitsivitsy i Kiks izay olona vitsy no sahy manontany:
Amin'izany vaovao izany, raha tsy misy ny didim-pitondrana iraisam-pirenena mangataka ny mpividy mba hampiseho taratasy avy amin'ny dokotera alohan'ny hividianana fimailo na fitaovam-piarovana hafa, tanànan'ny famokarana amin'ny fitiavana sahaza ve i Barangay Ayala-Alabang ankehitriny?
Tonga tany Grika ve?
Nahatonga adihevitra be ny didim-pitondrana , nanjary lasa lohahevitra malaza i Ayala Alabang tao amin'y Twitter taorian'ny ora nivoahan'ny vaovao.
oliboycastro: Tsy misy mpivarotra rongony intsony ao n Ayala Alabang, fa ny fimailo ihany sisa no amidy.
Minna—♥: Nankany Filipina aho ny fotoana manaraka, natomboko ny fitadiavam-bola amin'ny varotra fimailo tao Brgy Ayala Alabang.
janvynator: Ireo olona tsy manaiky ny didim-pitondrana vaovao tao Ayala Alabang, atsangano ny filahianareo. Oadray! ny tanana no tiko ambara. :))
SagadaSun: Lasa faneson'izao tontolo izao ny filan-kevitra Barangay ao Ayala Alabang's Barangay tsy hoe noho ny hadalan'izy ireo fa noho ny FAHAMATORANY. #rhbill
Araka ny voasoratra, ny filan-kevitry ny tanàna dia nampiato ny fampiharanana didim-pitondrana niaraka tamin'ny mpitondra ny tanàna Ayala Alabang fa mety ho voasazy raha mbola mikiry ny hampihatra ihany.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...