Tantara tamin'ny 03 Marsa 2011
Maneran-tany: Ary ny amboara ho an'ny mpilalao sarimihetsika mendrika indrindra dia lasan'i Gaddafi!
Mety ho nahazo ny Amboara Oscar i Colin Firth ho an'ny mpilalao sarimihetsika mendrika indrindra, nefa ilay mpanao didy jadona Libiana, ny Kolonely Muammar Al Gaddafi no nahazo naoty tsara...
Filipina: Didim-pitondrana mitaky taratasim-panafody raha hividy fimailo
Ny adihevitra nateraky ny volavolan-dàlana momba ny Fahasalaman'ny Fananahana dia mahaliana kokoa raha toa ka tsy lazaina hoe lasa dihy hafahafa, ny farany teamin'izany dia ny (didim-pitondrana) nolanian'ilay tanàna kely...
Libya: Ny mpikarama an'ady Afrikana (Lahatsary)
ray amin'ny zava-manahirana indrindra ny miresaka azy nandritra ny roa herinandro nanoherana ny Kolonely Muammar Al Gaddafi any Libya izay dia ny fitateram-baovao fisiana lazain'ny mpitondra Libyana "Mpikarama an'ady Afrikana" na "vahiny" - midika hoe avy any Afrika atsimon'i Sahara sady "Mainty" ampiasaina hampijoro ny fitondrany efa mihozongozona. Fa maninona no mametraka endrika mainty amin'ity tantarana mpikarama an'ady ity?