- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Fihetsiketsehana Ho Fanafahana Ireo Filohan'ny Mpanohitra (Lahatsary)

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Politika

Nipoaka  ny fihetsiketsehana tamin'ny Talata teo  tany Iran, Shiraz, Isfahan, Tabriz, Mashhad sy tany aminà tanana maro noho ny faharenesana ny tatitra tamin'ity herinandro ity hoe nofonjaina [1] ireo mpitarika ny mpanohitra Mir Hossein Moussavi sy Mehdi Karrubi, filazàna iray izay nolavin'ny manampahefana.

Tehran: “Matesa ny mpanao jadona”

Tehran: Fanohanana an'i Mousavi

Tehran: “Afaho i Karrubi sy Mousavi”

Shiraz: “Anjaran'i Seyed Ali Khamenei izao”