- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Adihevitra amin'ny fikasan'ny filoha teo aloha Ravalomanana hiverina an-tanindrazana

Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Politika

Vao avy namely an'i Madagasikara ny rivo-doza tropikaly Binziga [1], nahafaty olona enina ary namela olona 7500 tsy manan-kialofana. Kanefa dia mbola mifantoka amin'ny fiverenan'ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ihany ny sain'ny maro, izay nanao fanambarana ary niresaka nandritra ny fihaonany tamin'ny mpanao gazety tany Johannesburg ny alakamisy 17 Febroary 2011. Miteny izy fa hiverina an-tanindrazana taorian'ny sesintaniny tany Afrika Atsimo. Tsy maintsy nitsoaka Ravalomanana tamin'ny 2009 ary na dia voasazy higadra an-tranomaizina aza izy, dia nanapa-kevitra ny hody eto Madagasikara. Ny fikasany hody an-tanindrazana ny 18 Febroary dia nosakanan'ny dia nosakanan'ny manampahefana eny amin'ny seranam-piaramanidin'i Madagasikara  izay namoaka filazana fa persona non grata ilay filoha teo aloha.


(Ny fihetsik'i Ravalomanana nandritra ny fihaonan'ny tamin'ny mpanao gazety taorian'ny nanakanana azy tsy hiainga)
http://www.youtube.com/watch?v=7yGJiZ54-sc [2]
(an'arivony ireo vahoaka nivory teny amin'ny seranam-piaramanidina hitsena ity filoha teo aloha ity)

Ireto misy fihetsehim-po sasany tao amin'ny Twitter nandritra ny fotoana nampisongadina ny vaovao mikasika ny fikasany hody an-tanindrazana ity:

[Fanamarihan'ny Mpamoaka: tsara ny manamarika fa marobe ny vaovao tao amin'ny twitter mikasika ity foto-dresaka ity izay tsy voamarina sy nohadihadiana noho ny tranga mbola manjavozavo. Ohatra, maro ireo mpampiasa no nilaza fa efa any amin'ny seranam-piaramanidina ny filoha teo aloha Ravalomanana ary mbola mikiry ny hiakatra ihany]

To mavana
tomavana [3] To mavana
[Coïncidence?] annonce retour Ravalomanana #Madagascar [4] & enquête parquet Sud-Af ‘tentative de recruter des mercenaires’ http://bit.ly/hP5Fzk [5]
[Kisendrasendra?] filazana ny fiverenan'i Ravalomanana #Madagascar [4] & fikirizan'ireo mpitsara Af Atsimo hanakarama mpikamara’  http://bit.ly/hP5Fzk [5]
To mavana
tomavana [3] To mavana

‘sûr et certain #Ravalomanana [6] sera de retour à #Madagascar [4] ce samedi 19.02'~sénatrice Naika Eliane au téléphone avec @NRakotoarson [7]

‘mino sy mahatoky fa #Ravalomanana [6] hiverina any #Madagascar [4] ny Asabotsy 19.02'~ny loholoha Naika Eliane tao amin'ny finday niaraka tamin'i @NRakotoarson [7]

hery
hery [8] hery

[blaogy.com] Raha hody Ravalo: IZay izany no vaovao farany tamin'ity herinandro ity dia ny… http://goo.gl/fb/QXuzy [9]

tananews

tananews [10] tananews

par hery

Vidéo de la conférence de presse de Marc Ravalomanana http://www.tananews.com/?p=14799 [11]

Lahatsarin'ny fihaonan'i Marc Ravalomanana tamin'ireo mpanao gazety http://www.tananews.com/?p=14799 [11]

ICE Club Madagascar
iceclubmada [12] ICE Club Madagascar
[ICE member blog] Hiverina an-tanindrazana ny Asabotsy i Marc Ravalomanana: Androany ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia… http://bit.ly/eDtjrB [13]
To mavana
tomavana [3] To mavana

‘Ny fiverenan'i Ravalomanana any #Madagascar [4] no kodiakely faran'ny lehilahy very fanantenana'~Thomas Wilson, mpanadihady any #Africa [14] http://bit.ly/hhDYao [15]

TopMada.com
topmada [16] TopMada.com

Retour Ravalomanana Conférence Live + Video sur http://www.topmada.com/ [17] ou http://www.livestream.com/madagascardemocracy [18] #madagascar [19]

Ny fiverenan'i Ravalomanana – Fidinihana mivantana + Lahatsary ao amin'ny http://www.topmada.com/ [17] na  http://www.livestream.com/madagascardemocracy [18] #madagascar [19]

To mavana
tomavana [3] To mavana

Tsy nisy fe-potoana nomena ny filoha Malagasy teo aloha handao #SouthAfrica [20] http://bit.ly/epZfC0 [21] #Madagascar [4] http://ff.im/y8vzO [22]

GTT International
GTTIntl [23] GTT International
Le plan de retour de #Ravalomanana [6] a #Madagascar [4] est ficelé, wait and see
GTTIntl [23] GTT International
Efa vonona ny tetika hiverenan'i #Ravalomanana [6] aty #Madagascar [4] , ho hita ny tohiny
GTT International
GTTIntl [23] GTT International
Kung-Fu, réservistes, volontaires , militaires, la sécurité de #Ravalomanana [6] sera assuré samedi
Kung-Fu, miaramila menazavana, mpirotsaka an-tsitrapo, miaramila, #Ravalomanana [6]
ho voatandro ny filaminana amin'io Asabotsy io
To mavana
tomavana [3] To mavana
‘hatosik'ireo fihetsiketsehina mpomba ny #democracy [24] eran-tany’ nanapa-kevitra ny ‘hiverina’ any #Madagascar [4] http://bbc.in/gZvLQ2 [25] ny filoha teo aloha Ravalomanana
Jérôme
Ratsara [26] Jérôme

#Wikileaks [27] 2010-02-11 : Gompertz (..) “Mazava ho azy fa foto-dresaka manahirana” an'i Frantsa i #Madagascar [4] http://bit.ly/gM4ZT8 [28]

Thierry Andriamirado

tandriamirado [29] Thierry Andriamirado

par barijaona
Vrai, ambassade? RT @streetrover [30]: Midi #Madagascar [4] : l’ambassade @USMadagascar [31] félicite la décision de Marc Ravalomanana http://ow.ly/1s3wlg [32] ( naotin'ny mpamoaka: Tsy voamarina ity fampahalalam-baovao ity ary tsy nipoitra tao amin'ny rohy navoaka)
hery
hery [8] hery
#Madagascar [4] Primature bloquer les pistes d'aerodromes locaux avec des futs remplis d'eau [Sakanana amin'ny alalan'ny barika feno rano ny fitodian'ny fiaramanidina rehetra] http://www.madatimes.com/images//1communication.pdf [33]

[34]
hery
hery [8] hery
La primature invite ses siens à bloquer la piste d'Ivato avec des futs remplis d'eau http://www.madatimes.com/images//1communication.pdf [33]
To mavana
tomavana [3] To mavana
Joaquim Chissano endosse la ‘feuille de route’ de sortie de crise #Madagascar [4] du Dr Leonardo Simão, au nom de la #SADC [35] http://bit.ly/dROVNs [36]
hery
hery [8] hery
Hmmm ezahina hosakanna hono ny fiaramanidina avy any Afrika atsimo amin'ny asabotsy? Ka raha tsy avy any izy no miditra loll
Hmmm, tsy misy afaka mipetraka aty an-toerana ireo fiaramanidina avy any Afrika Atsimo ny Asabotsy?. Ary ahoana raha tsy mihainga avy any amin'io firenena io izy loll
GTT International
GTTIntl [23] GTT International
Si vous ne pouvez pas accueillir le Président #Ravalomanana [6], signez cette pétition http://bit.ly/f6jB2l [37] pour le soutenir dans son action
Raha tsy afaka hitsena ny Filoha Ravalomanana # ianao, soniavo ity fanaovan-tsonia ao amin'ny aterineto ity http://bit.ly/f6jB2l [37] mba hanohanana azy amin'ny zavatra ataony
Mahatsiaro ny filan'ny vahoaka Malagasy miditra bebe kokoa amin'ny fizotran'ny demokrasia, nanontany tao amin'ny twitter ny Ambasadin'i Etazonia eto Madagasikara:
USEmbassy-Madagascar

USMadagascar [38] USEmbassy-Madagascar

Ahoana ny fampiroboroboanao ny fiovana demokratika amin'ny fomban'olontsotra? ahoana ny fampiroborobo ny fiovana/fanovana  demokratika eo @ tsi1/1?